Altostratus

Ny rahona altostratus dia rahona ao amin'ny sokajin'ny rahona anivo.

Ny haambon' ny altostratus dia misy 2 400 m - 6 000 m eo ho eo. Ny Altostratus dia rahona mazavazava kokoa noho ny nimbostratus ary maizimaizina kokoa noho ny cirrostratus. Miampita ny Altostratus ny hazavan' ny masoandro, ary mandrakotra ny lanitra rehetra izy ireny matetika. Mitovy endrika amin' ny rahona stratus ny altostratus.

Altostratus
Rahona altostratus

Mety mampiteraka loza ho an' ny fiaramanidina ny altostratus satria misy ranomandry ny fuselage-n'ny fiaramanidina rehefa miampita ny altostratus.

Mety misy orana vitsivitsy avy amin' ny altostratus. Sainga virga ny karazan-orana milatsaka, indrindra any amina toerana maina. Eny amin' ny haambo anivo koa izy ireny, fa mety eny ambanimbany kokoa noho ny haambo tokony misy azy ny altostratus noho ny hatsiaka; rehefa mangatsiaka ny andro, dia mety oram-panala na na orana tsotra ny mety milatsaka avy amina altostratus. Ny orana dia misy noho ny lanjan' ilay rahona. Rehefa tafidina ambanimbany kokoa ny rahona, tsy hita intsony ny masoandro.

Jereo koa

Altostratus 

Hijery « altostratus » any amin'ny Wikibolana.

Rohy ivelany

Tags:

MasoandroRahona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Edsger DijkstraJanoaryGregor MendelMpampiankina fehezankevitraSaint-Jean-sur-RichelieuMitchell te VredeRSSAndreï ArchavineAlice WalkerCarl von LinnéFanekem-pinoanaWiki FoundationWilliam AndersFaritra DianaFiteny latinaFiarahamoninaRepoblika Demokratika MalagasyBaiboly katôlika amin' ny teny malagasyAntheuilNishapurAnolakaMadagasikaraAntonio Maria MagroAnganoPál GáborCaspar David FriedrichNGC 5068TantaraKalifaKelsôsyManuel GuimarãesFiteny araboTobilehibeÔfitaNefertitySalamo faha-152 hatramin' ny faha-155Vincenzo RosatiLitorjiaLewis RickinsonFiteny gbeBokin' i HenôkaGeorg BrintrupBessaUniontown, AlabamaLafin-tanyTandrok' Osy (fanandroana)Alexeï LeonovRirininaBurgoon, OhioLiokaJang JinAl GoreJyrki NieminenFiteny slavônika tranainyOlombelonaApôkrifan' ny BaibolyViktor SkrypnykMpanampy (fitsipiteny)PersepôlisyNôaAngôvon'ny masoandroFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoMenalambaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Loyall, KentuckyAlandurSiramamyEsôterisma🡆 More