Ando

Ny ando dia teten-drano madinika vokatry ny fitsiranoky ny eton-drano eny amin' ny rivotra.

Amin' ny hariva (na amin' ny maraina koa) no isehoan' ny ando izay mipetaka amin' ny zavamaniry (indrindra amin' ny ravina) sy amin' ny zavatra mivaingana tsy voasarona ka mifampikasika amin' ny rivotra, rehefa mihena ny maripanan' izy ireo ka mampitsiranoka ny eton-drano ao amin' ny rivotra mifampikasoka aminy na manakaiky azy.

Ando
Ando

Jereo koa

Tags:

Ravina (zavamaniry)RivotraZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fifohazana (kristianisma malagasy)VoankazoBaiboly amin' ny teny malagasyKristianismaSakafo malagasySokelaTendrontany AvaratraVoahangyKininina (zavamaniry)Fivavahan-drazana malagasyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyAmbiroaEpikan' i GilgamesaVitaly LagutenkoHHannah HarperSorabeMarshall LeffertsPrôtestantisma eto MadagasikaraKanadaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFanandroanaAndriamanitra (tokana)Apôkalipsy gnôstikan' i PeteraTsy feteza-matyBokin' i EzekielaRafitra fitantanana votoatinyFaritra AnalamangaAnjelyApôkalipsin' i JoanyMurah Andrialalaina FlorlysSamuel RatanyRirininaBokin' i RotaSiansaWashington D.C.Fiteny javaneyFiteny kantôneyTovona (fitsipiteny)Apôstôly roa ambin' ny foloOniversiteTanalaEvanjely miafin' i JoanyWikipediaBezanozanoFiteny jeôrjianaFaritra Atsimo-AndrefanaGovernemantaMozikaFiteny tsovasaWayback MachineBetsimisarakaBokin' i AmôsaPaoly (apôstôly)AndriamasinavalonaBaraDidy FoloFilazantsara araka an' i MarkaOurenseBritaina LehibeKantoOlombelonaTsinyBatisaEndrika araka anjara asaAlahamadibeMpiandry tsaraEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloZafisoroTanzaniaRalaimongo JeanAngatra (aretina)🡆 More