Olombelona

Ny olombelona dia karazana biby hominide mandeha amin' ny tongotra roa.

Ny olombelona dia malaza amin' ny fahakingan' ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany.

Olombelona
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Olombelona
Olombelona

Ny olombelona dia zavaboary miavaka amin' ny rehetra noho ny fananany saina handinika, vatana itoeran' ny hery ary ny fananany fanahy hahafantarana ny tsara sy ny ratsy nany tokony hatao sy ny tsy tokony hatao eo amin' ny fiainany. Ny olombelona dia fiatambaran' ny vatana, saina, fo, ary fanahy

Tags:

BibyFiteny (heviny mivelatra)HominideTontolo iainana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fangitra ara-jeografiaRenin-tsikidyFanahyWiki FoundationEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Hypertext Markup LanguageAziaFaingo mihantonaHenri RatsimbazafyBouchainBagdadDemôkritySakalavaDidy FoloSekoly(82587) 2001 OK88Kristianisma ao MadagasikaraWordPressFanandroanaFararanoMarsa (fajiry)AntanosyLolo vokatraTaonaGinea-Vaovao AndrefanaVelarantanyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Asa AkiraFiteny samôrôTriniteDokuWikiKerobimaRay aman-drenyFahasoavana (finoana)Airbus A380AnkaraBady MinckKabary famangianaTranonkalaMaorisyKristianisma eto MadagasikaraRadama VoalohanyHasina (zavamaniry)KanelinaKristianinaFivavahana amin' ny razanaFanandevozanaFiteny latinaRavinalaCasper, WyomingBaiboly prôtestantaAostraliaAmbohidrabibyJerosalema vaovaoApôstôly roa ambin' ny foloFifadian-kaninaMahafalyAterinetoBokin' i IsaiaFiteny kirgizyTantaran' i MadagasikaraJirofoSokajin-tenyJean CalvinJean-Joseph RabeariveloFaritra Atsimo-AndrefanaAdijadyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaSekoly pitagôrisianaFebroaryTorkiaBenedikto any NursiaAbrahama (patriarka)Vondrona EorôpeanaTwitterMpisolo toerana (fitsipiteny)🡆 More