Fifadian-Kanina

Ny fifadian-kanina dia tsy fanendrena sakafo an-tsitrapo na tsia, izay mety tsy misy fisotroana zavapisotro koa.

Ny fifadian-kanina ampahany dia fahita ao amin'ny fomban'ny fivavahana sasany (karemy ao amin'ny kristianisma, ramadany ao amin'ny finoana silamo, sns). Amin'ny fomba fijery ara-tsiansa dia manomboka eo amin'ny fahaenina ora aorian'ny sakafo farany ny fifadian-kanina. Maro ireo fanandramana natao amin'ny izay mampiseho fa ny fampihenany sakafo hanina tsy tafahoatra loatra dia manalava ny andro iainan'ny karazam-biby maro toy ny totozy sy ny voalavo ary ny rajako malata. Raha tanteraha anaty fe-potoana fohy ny fifadian-kanina mitsitapatapaka dia ahafahana mampihana ny lanja sy ny tavy.

Fifadian-Kanina

Tags:

Finoana silamoKaremyKristianismaRamadanySakafoTotozyVoalavo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EndolzansyNorman BorlaugFiteny bielôrosianaVoronaPenguinThomas BevanMisterin' ny PaskaTantara1923EtazoniaIaldabaôtaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Pneomatôlôjia1629Evanjely grikan' ny EjipsianaGabônaFilaza mandidy633Lisitry ny filohan' i MadagasikaraPôlitikaJean-Joseph Rabearivelo'''Huguette Monestier'''FahasalamanaAdama sy EvaFomban-drazanaFifandraisan-davitraArkônta (gnôstisisma)Fiangonana Loterana MalagasyTambintenyAntefasyHôngriaHiragasyTaratasin' i LentolosyBob DylanAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaLitoaniaIndiaAntanosy1 JonaAdy MangatsiakaWCarl Gustav JungFaritra eto MadagasikaraBiraom-panisan'i EtazoniaMpisolo manontanyBibilavaAlahamadyAlahasatyMulbagalVatohandrinaAbu Mansur al-BaghdadiNosy KanariaZorofirarazanaRasendrasoaArthur C. ClarkeFiteny frantsayAsa AkiraSiansaNederlandyLee TrevinoAApôkrifan' i JakôbaFifohazam-panahy lehibe1940Ansel AdamsTongotraVoalavoBola (jeômetria)Hasina (zavamaniry)Faingo mihantonaBoky ara-tantara (Baiboly)DokotraOva-matoantenyNinheiraTohu wa-Bohu🡆 More