Fararano

Ny fararano no fizaran-taona manaraka ny fahavaratra.

Efa manomboka mihena ny orana amin'io, ka izay no nahatonga io fiantsoana azy io. Amin'ny faritra misy fizaran-taona efatra dia izy no fizaran-taona fahatelo, manarakaraka ny fahavaratra sady dimbiasan'ny ririnina. Mihamena na manomboka mihintsana na mihamaina ny ravin-kazo na ny ahitra sasany. Miomana hilevina ireo biby mpilevina ririnina. Manangona ny vokatry ny fambolena tamin'ny fahavaratra ny tantsaha. Mihafohy ny andro ary mihalava ny alina. Mihamihena ny hazavana sy ny hafanana azo avy amin'ny masoandro.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra, dia mahafaoka ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra ny fararano ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Marsa sy Avrily ary Mey io fizaran-taona io.

Jereo koa:

Tags:

AndroFahavaratraFizaran-taonaMasoandroOranaRirinina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Amerika LatinaRSSTiffany MynxJean-Joseph RabeariveloFanjakan' ImerinaAdy an-tranoSihanakaRoberto VaccaFianarantsoaFaritra AnosyFaritanin' i MahajangaVarySilamoGrenadyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAfrikaMadagasikaraTsindrimandry (fivavahana)Apôkalipsin' i JoanyFiteny tsôkotao197174AdaoroLahatra (finoana malagasy)Fiteny antemoroMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyFifohazana FarihimenaFahafatesanaTestamenta TalohaFiteny japôneyBaiboly amin' ny teny malagasyVoankazoVolamenaEvan'ny zodiakaLalan-jazaFiteny sakalavaAbidy malagasyMenakaAlohotsyPort-au-PrinceForyMandravasarotraFiteny malagasyRah-CkikyOniversiteAlahamadyEndrika araka anjara asaAntananarivoFiteny aostrônezianaZhuge LiangBokin' i AmôsaFisoronana sy fanalana vintanaApôstôly roa ambin' ny foloAndrianjakaPaoly (apôstôly)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFandikan-tenyAdy Lehibe FaharoaAndevo (teto Madagasikara)KanadaSakarahaFanavaozana prôtestantaFijyFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014RalamboBoky voalohan' ny MakabeoKolontsaina malagasyOlombelonaPaska jiosyTantaran' i EtazoniaRajoelina Andry🡆 More