Voina Tao Chernobyl

Ny voina tao Chernobyl dia loza niokleary nitranga tamin'ny 26 Aprily 1986 tao amin'ny mpiharo nioklearin'i Lenina ao Okraina.

Ny vokatr'io voina io dia ny fiempo ny fo ny reaktora, ny fivotsorana ny radioaktivite manerana ny tontolo manodidona, ary olona maty maromaro na avy amin'ny taratra. Io voina io hany no voina voasokajy ho tena nampidi-doza indrindra hatr'izay ka hatramin'izao.

Sary:Cherbnobyl-powerplant-today.jpg
Ny mpihary nioklearin'i Chernobyl voasaron'ny vata
Voina Tao Chernobyl
Saritan'ny faritra voaloton'ny vovoka niokleary
Voina Tao Chernobyl
Ny mpihary nioklearin'i Chernobyl hita avy any Pripiat

Jereo koa

Rohy ivelany

Voina Tao Chernobyl 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka voina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

LezôtôBrezilaTestamenta TalohaJimmy WalesFivarotana andevoAterinetoZon' olombelonaFady (malagasy)MatoantenyAsa AkiraFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaHasinaJiosyFilazam-potoana (fitsipiteny)Vondrona EorôpeanaBenoà XVAntandroyAlakaraboKabary tera-baoFanonganam-panjakanaMalagasy (vahoaka)DokuWikiSaonjoSorona masinaAndriamangariraFahaizana mamaky sy manoratraFokom-pirenen' i SimeônaVolanaFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)PaskaFifandimbiasana apôstôlikaTsirintenyRianaratraFanandroana malagasyFanjakana MitambatraFanekem-pinoana nikeanaKatroTantara ny Andriana eto MadagasikaraForyBokyAndriamaneloFahaleovantenaPaoly (apôstôly)Faritany eto MadagasikaraPentekôstaFatranaFaritra Atsimo-AtsinananaBokin' i Ezekiela1900Fanahy (kolontsaina malagasy)TorkiaSodànaFanekem-pinoana atanazianaBetsileoStridônaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)PoopyVeliranoAbdellatif FellainiAndry Rajoelina17 DesambraBootzheimKameronaAlarobiaAndriamasinavalonaAlikaAdaoroSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAnjara (finoana)Ray aman-drenyBaraWikipediaRainay any an-danitraAndro farany🡆 More