Rôma

I Rôma dia renivohitran' i Italia, eo amin' ny 22 km ny renivohitra ny Ranomasina Tireniana.

Misy mponina 2 718 700 ny ao (4 253 450 izany raha isaina ny tanàna manodidina miankina aminy). I Rôma no tanàna be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa ampitahaina amin' i Napoli sy i Milano.

Rôma
Rôma

Renivohitray ny Empira Rômana i Rôma. Urbs no anarany tamin' io andro io. Mety fantatra koa izy miaraka amin' ny tanàna an-tanety fito (Aventino, Celio, Capitolino, Esquilino, Palatino, Quirinale, Viminale).

Jereo koa

Tags:

ItaliaMilanoNapoliRanomasina Tireniana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

WikiVolana31 MartsaAnanaFivavahana eto MadagasikaraAast, Pyrénées-AtlantiquesDokuWikiWiki CommonsGeorges AndriamanantenaAndriamanitra (ankapobeny)Praiminisitra malagasyTetiandro malagasyBaiboly amin' ny teny malagasyFivavahana abrahamikaAsa AkiraArabia Saodita1840DagestànaFanahyFiteny tamilyMalakiaAndriamenaKilamba-KiaxiPaiso (voany)FivavahanaTambajotraAsabotsyTovaloMôsikaoSoratraFady (malagasy)AsorotanyKabary famangianaCaliforniaMpampiankina fehezankevitraTerakaIndôneziaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaJerosalemaFerenc AndrásJean-Joseph RabeariveloFanambadianaJôbaMediaWikiKalandrie litorjika katôlika rômaninaArmeniaAmpongaRasoherinaLahatra (finoana malagasy)ZahaMaleziaForyGovernemantaConstantin StanislavskiTolom-bahoaka tamin' ny 1947BetsimisarakaKor'anyFahababoana tany BabilônaFahasalamanaTodyMpampiankin-tenyVezoSandam-bolaAnaran'ny mponinaIsraelyTetiandroFifohazana (kristianisma malagasy)William III an'i AngleteraTestamenta Taloha🡆 More