Kordistàna

Ny Kordistàna dia faritra ao Azia Andrefana, onenan' ny Korda sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia sy ao amin' ny tapany avaratr' i Iràka sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Iràna sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i Siria.

Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe Kordistàna, dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.

Kordistàna

Jereo koa

Lisitry ny firenena any Azia:

Fanjakana mbola misy olana:

Tags:

Azia AndrefanaIràkaIrànaKorda (vahoaka)SiriaTorkia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GineaAndreas DorauMuslim b. al-HajjajTantaran' ny kristianismaMouhammad al-BoukhârîAdy Lehibe Voalohany16 FebroaryRepoblikaFilazantsara araka an' i MarkaJimmy WalesRobert StephensonLionel MessiOld Town, MaineWiki FoundationPôlinezia FrantsayKônfesyJava AtsinananaFilôzôfiaOdyAlakaosyCulver City, KaliforniaFrancis WebbWash WestHetraFidel CastroInstagramZivaKutub al-SittahPeròFiteny japôneyMosesyRindrankajy wiki1964Horatio Herbert KitchenerRavoahangy-Andrianavalona JosephMarylandHernán CrespoLisitry ny gazety ao MadagasikaraAl-TabariCurrent eventsVy Vato SakelikaMarko AorelioSahih al-BukhariMatyLa Tour-Saint-GelinEllwood City, PennsylvaniaDiana, Andriambavin'i ValesaSiansaVondrona EorôpeanaRachel WeiszEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)LalàmpanorenanaSahih MuslimVirjiniaWikimaniaAC/DC(2196) EllicottLouisianaMokubiloSiddhartha GautamaInternet ExplorerFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraJúlio César BaptistaSorabeFabio Cannavaro1944PaskaFiraisana ara-nofoSora-tanana tao Nag HammadiRanomasimbe IndianaFikomian' i Bar Kokhba🡆 More