Repoblika Entim-Bahoakan' I Sina

I Sina na ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina dia firenena any Azia Atsinanana.

Ny isan' ny mponina ao aminy dia mihoatra ny 1,3 lavitrisa, 1/5n' ny isan' ny mponina eto an-tany, izy noho izany no firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy "hipoaka" ilay firenena noho ny habetsaky ny olona, ferana ho tokana ny isan' ny zaza anatin' ny tokantrano iray ho an' ny Sinoa hàna. Nanomboka tamin' ny taona 2013, dia nomena alalana hiteraka zaza roa ny mpivady izay nateraka ho zaza tokana. Amin' ny velarany misy 9 641 144 km², firenena ngeza indrindra any Azia Atsinanana i Sina, ary izy no firenena fahatelo lehibe indrindra maneran-tany amin' ny velarana, ao aorian' i Rosia sy i Kanada.

Repoblika Entim-Bahoakan' I Sina
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

((zh))
中华人民共和国
中華人民共和國
Zhōnghuá Rénmín Gònghéguó
((zh))
Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina ((mg))
Repoblika Entim-Bahoakan' I Sina Repoblika Entim-Bahoakan' I Sina
([[|Antsipirihany]]) ([[|Antsipirihany]])
Teny filamatra : Compter sur ses propres forces
Repoblika Entim-Bahoakan' I Sina
Teny ofisialy Sinoa (Mandarina)
Renivohitra Beijing
39° 55' N, 116° 23' E
Tanàna ngeza indrindra Shanghai
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika entim-bahoaka (tamin'ny 1949)
Xi Jinping
Li Qiang
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 3 na 4
9 640 821 km²
2,8%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 1
1 360 445 010 mpo.
141 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Sinoa
IDH (2005) 0,777 (antonontonony) faha 81
Sandam-bola yuan Renminbi (CNY)
Faritr'ora UTC +8
Hiram-pirenena La Marche des Volontaires
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+86

Voaorina tamin' ny 1 Ôktôbra 1949 ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina, nanaraka ny fandresen' ny antoko kômonista sinoa an' i Guomindang. I Sina dia sivilizasiôna tranainy indrindra mbola misy eto an-tany amin' izao tontolo izao, efa nisy 5 000 taona lasa izy. Ankehitriny, miseho ho repoblika sôsialista izy, antoko iray no mitondra, manana hasina amin' ny faritany 22 ary faritany mizaka tena dimy, kaominina efatra ary faritany administrativa manokana (Hong-Kong sy Macao).

Tantara

Tamin' ny 1949 dia nanapitra ny fakan' ny hasina ambon' i Sina an-kôntinenta ny kômonista (miaraka amin' ny nosy Hainan). Tapitra teo ny andron' ny ady an-trano sy ny fizaràna ara-pôlitika. Tamin' ny 1 Ôktôbra dia nanambara ny fiforonan' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina i Mao Zedong teo amin' ny toerana Tien'anmen, any Beijing. Lasa tany Taiwan ny olon' i Guonmindang, Ilay hasina vaovao te hanome toerana ny lamina ekônomika sy sôsialy vaovao, mifantoka amin' ny ohatra sôvietika sy atao ho an' ny zava-misy sinoa.

Jeôgrafia

Tanin' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

Manana olana momba ny sisintany ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Ny tena goavana be dia ilay olana ara-tsisintany mikasika ny nosin' i Taioana. Tononin' ny Taioaney hoe "Repoblikan' i Sina" ny tenany; mitonon-tena ho Sinoa ny Taioaney nefa manao fahaleovantena ara-pôlitika (tsy manaiky ny komonisma ny Sinoa mipetraka any Taioàna). Na dia tsy nisy fiovàna aza tamin' ny lalàm-panorenana, tsy mitaky ny fiandrianam-pirenena intsony ary milaza ihany ny fitondran' i Taioàna hoe firenena ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Tsy miaiky ny fikambanana iraisam-pirenena hoe firenena manana fahaleovantena i Taioàna (ohatra ny Firenena Mikambana). Miteny ny RES hoe faritany fotsiny ihany ny nosin' i Taoàna. Nanao tolo-kevitra ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina mba hitambatra ao aminy ny Repoblikan' i Sina , fa tsy neken' ny fitondranan' ny Repoblikan' i Sina io tolo-kevitra io hatramin' izao.

Tontolo iainana sy ny fiovan' ny toetrandro

Demôgrafia

Ny politikan' ny Zanaka tokana

Tsi-fitovian' ny isan' ny vavy sy ny lehilahy

Ny foko 56: -Han

-Ny foko 55

Toekarena sôsialista

Pôlitika

Sivana

Fahasalamana

Filaminana administrativa

Fianarana

Kolontsaina

Fiteny

Fiteny sinoa

Ny fiteny sinoa dia fiteny voasokajy ao amin' ny fiteny sinô-tibetaina. 1,3 lavitrisa mahery ny isan' ny olona miteny sinoa eto an-tany. Ny teny sinoa dia ao amin' ny vondrom-piteny sinitika, izay antsona hoe "sinoa". Izao ny sampan' ny fiteny sinoa: fiteny sinoa mandarina (izay manana sata ôfisialy), fiteny wu (izay ampiasaina ao amin' ny faritanin' i Jiangsy ary ao Zhejiang), fiteny kantôney (tenenina ao amin' ny faritanin' i Guangdong, i Guangxi), fiteny gan (tenenina ao amin' ny faritanin' i Jiangxi), fiteny hakka (tenenina ao amin' ny tapany avaratr' i Guangdong sy Fujian), ny fiteny min (izay hita ao amin' ny faritanin' i Guangdong, ny Fijian), ny fiteny xiang (ao Hunan), ny fiteny jin (any amin' ny tapany avaratr' i Sina, karazany amin' ny fiteny sinoa avaratra), ny fiteny hui (karazan' ny fiteny wu), fiteny ping (karazan' ny fiteny kantôney).

Kôdy

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Repoblika Entim-Bahoakan' I Sina 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy ivelany

Tsiahy

Tags:

Repoblika Entim-Bahoakan' I Sina TantaraRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina JeôgrafiaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina Tontolo iainana sy ny fiovan ny toetrandroRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina DemôgrafiaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina Toekarena sôsialistaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina PôlitikaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina Filaminana administrativaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina FianaranaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina KolontsainaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina KôdyRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina Jereo koaRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina Rohy ivelanyRepoblika Entim-Bahoakan' I Sina TsiahyRepoblika Entim-Bahoakan' I SinaAzia AtsinananaHana (vahoaka)KanadaRosia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Herman Francis MarkFahoriana lehibeFiteny irlandeyŌitaShen KuoLevy (zanak' i Jakôba)Bob HopeBatmanRatsirahonana Norbert LalaFiteny soahilySochiJohn LockeAndriamanitra (tokana)SelaDrônaMalakiaBrienne-sur-AisneNy Soratra Masina - Fandikan-Tenin' ny Tontolo VaovaoIngosetiaFilôzôfiaRindrankajy malalakaFamorana2022MasikoroZanak' AndriamanitraJeôrjia1927Fiteny malagasySahih al-TirmidhiRun Run ShawFrancis DrakeSambainaImamoLake Wynonah, PennsylvaniaMineralyEskatôlôjiaKasaokaAlakaosyAlahasatyAfrikaNigel GodrichBetsimisarakaAntesakaLisitry ny zavatra madinidinika 65001-66000Xi'anJuan Gutiérrez MorenoAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTestamenta TalohaFahavaratraEstera (ao amin'ny Baiboly)IndostriaAnglikanismaSpokaneVlorë1941Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010KońskowolaSunan al-SughraTolom-bahoaka tamin' ny 1947Menalamba1 Janoary2006Wiki CommonsHerbert Eugene IvesMir Alisher NavoïJodasy IskariôtaVaryGibraltara11 Novambra🡆 More