Jiosy Mitsrahima

Ny Jiosy Mitsrahima na Mitsrahima na Jiosy Mizrahy na Mizrahima dia ny taranaky ny Jiosy any Atsinanana Akaiky, any Kaokazy hatrany Azia Afovoany ary any India izay misy fizaràna ara-poko sy ara-kolontsaina maro ka tsy tokam-bolo loatra miohatra amin' ny Askenazy sy ny Sefarada.

Amin' ny teny hebreo dia atao hoe מזרחים / Mizra'him, izay midika hoe "Tatsinanana" izy ireo. Atao hoe עֲדוֹת-הַמִּזְרָח / Edot HaMizra'h ("Vahoaka any Atsinanana") koa izy ireo. Tafiditra ao anatin' izy ireo koa ny Jiosy arabo izay Jiosy mialokaloka any amin' ny firenenan arabo, ary ny Jiosy avy amin' ny faritra iharan' ny kolontsaina sy ny fiteny jiosy (Kaokaziana sy Tiorka sy Kiorda ary Persana indrindra). Isan' izy ireo noho izany ny Jiosy ao Afrika Avaratra, any Iràka, ny Iemena, any Iràna, any Bukhara,any India, any Jeôrjia, any Kaokazy ary any Kordistàna. Na dia samy hafa fiaviana azy izy ireo dia avy amin' ny Talmodan' i Babilôna ny lalàna mifehy azy rehetra ireo. Ny fombam-pivavahany dia manakaiky ny an' ny Jiosy sefarada sy ny Jiosy magrebina.

Jereo koa

Tags:

Afrika AvaratraAskenazyAtsinanana AkaikyAzia AfovoanyBukharaFiteny hebreoIemenaIndiaIràkaIrànaJeôrjiaJiosyJiosy araboJiosy sefaradaKaokaziana (vahoaka)KaokazyKiorda (vahoaka)KordistànaPersàna (vahoaka)SefaradaTalmodan' i BabilônaTiorka (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kôrea AtsimoFanahy MasinaSiansaPort-au-PrinceJosip SkoblarAveloSakalavaFanahy (kolontsaina malagasy)OlombelonaEpikan' i GilgamesaHaikyuFahefana Avon' ny TetezamitaAndriantompokoindrindra (foko)AlahamadyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraTsinyTantaran' ny kristianismaGrenadyTodyMadagasikaraAndriamasinavalonaAfrikaImanoelaLloyd KaufmanFanambadiana1971Tantaran' i MadagasikaraBareinaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaBoky voalohan' ny MakabeoFiteny antemoroFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Rakotozandry DanielISO 4217SorabeFanavaozana prôtestantaIndiaJEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaReniranoKininina (zavamaniry)BezanozanoPaska jiosyForyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Fiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyFiainana aorian' ny fahafatesanaDokuWikiFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraApôkrifan' ny Testamenta VaovaoFamadihanaGeorges AndriamanantenaFiteny sakalavaRepoblika Demokratika MalagasyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Foko eto MadagasikaraAnjara asa (fitsipiteny)MerinaBetsileoVondrom-bokin' i Nag HammadiKofi AnnanAndriantompokoindrindraTanzaniaFamoranaAntalaotraToetanin-jana-pehin-tanyKabary tera-baoRFacebookMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyRepoblika MalagasyBokin' i Amôsa🡆 More