Rindrankajy Wiki

Ny Rindrankajy wiki dia rindrankajy voasokajy ao amin’ny sistema fitantanana votoatiny afahana manamboatra wiki, sehatra an-tranonkala azo tsidihina sy ovaina avy amin’ny alalan’ny rindrankajy fitsidihana pejy.

Tantara

I Ward Cunningham no namorona ny rindrankajy wiki voalohany tamin'ny 1995 ho an’ny fanamboarana sehatra wiki voalohany : ny PortlandPatternRepository.

Ny fahombiazan'io kaonsepta io dia tian’ny olona maro. Nisy sehatra wiki nipotra teo aorian'io. Misy rindrankajy wiki hafa naka, nandika, nanova, nanamora na nanatsara ny zavatra afaka ataon'ny rindrakajy noforonin’i Ward Cunningham.

Tamin'ny 2003, fantatra fa misy rindrankajy wiki mahery ny zato. Ny lisitra feno amin’izao fotoana izao dia milaza fa misy telonjato mahery. Ny zavatra azo ataony sy ny fomba nanaovana azy no mahasamihafa ireo wiki ireo.

Ny rindrankajy voalohany dia natao mba hanao aza tsotsotra ary nihabetsaka hatrany ny asa afaka ataony. Nitranga tsikelikely ny rindrankajy tsara endrika sady mora ampiasaina.

Rohy ivelany

Miteny anglisy

Rindrankajy Wiki 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

RindrankajyWiki

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Testamenta VaovaoRazana (finoana malagasy)PakistànaAurangzebJakartaFehezantenyIndiaMississipi (renirano)Mir Alisher NavoïSetianismaKisarisary ÔfitaFanahyNy Sôfian' i Jesoa KristySakafoParasha6331993Fahasalamana19 AogositraAndriamanitra (tokana)Fivavahan-drazana malagasyTendrontanyIndôneziaIreneo avy any LogdanomaQIT Madagascar MineralsAlemainaFanjakan' i MenabeHasina (hery tsy hita maso)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)AAkademia MalagasyOlombelonaFiteny hindỳBaiboly amin' ny teny malagasyTalataKôngô-BrazzavilleTobilehibe AnkaramalazaMpanoritraAntankarana1885AdimizanaArthur C. ClarkeMisterin' ny Paska1910AzerbaijànaIsa voasaina1963Fihetseham-poWikipediaTestamenta TalohaUlan BatorLisitry ny gazety ao MadagasikaraFifohazana (kristianisma malagasy)Hossein SadaghianiAlarobiaCarl Gustav JungJackson PollockWikibolanaTranonkalaFiteny estônianaFaritra SavaFiteny indônezianaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraBatismaMosesyDavida (mpanjaka)🡆 More