Wikitaxi

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Wikitaxi  

WikiTaxi dia rindrankajy iray ahafahana mijery ny lahatsoratra ao amin'ny Wiki tsy mila internet, tsy mila rindrankajy hafa. Izany hoe tsy mila mi-install MediaWiki na Apache na PHP.

Wikitaxi

Ilay Wikitaxi io no ampidirina miampy ny dump an'ny database Wikipedia dia ampy. Ilay lanjan'ny WikiTaxi dia latsaky ny 1Mo fa ilay ny database no mety mavesatra : 800 Mo ho an'ny wikipedia frantsay ary 3Go ho an'ny wikipedia anglisy. Mety ho ampiasaina ho an'ny fanamboarana DVD an'ny Wikipedia ny Wikitaxi

Jereo koa

  • Tetikasa Wikipedia 1.0

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Baiboly amin' ny teny malagasyAntandroyTsindrimandry (fivavahana)Johannes VermeerArmeniaKanaana (faritra)Antenimieram-pirenenaKazakstànavietnamyAmpongaAhidamboAntanosyKainaRaki-pahalalanaHasinaZanabintanaTambajotraFaritra MelakyTondra-dranoBlaogyJirofoTsimihetyElliot ShevelAsombolaAntesakaLitorjiaAdijadyVatosoaKongonaAsorotanyFanahyKristianinaKolontsainaVoahiranaGerd GanteförJohn DaltonFiteny araboSokajin-tenyRavelonjanaharyTsinyPaiso (voany)Santa-Vinsanta-sy-GrenadinaPaskaMadagasikaraAlahamadyFamonjenaAdy Lehibe FaharoaVorombolaAndrianampoinimerinaLRepoblika MalagasyBokin' ny GenesisyOzbekistànaPoaceaeFirenena MikambanaMaleziaMponina eto MadagasikaraModesto, KaliforniaTrombaFanjakan' ImerinaFoko eto MadagasikaraFifandraisan-davitraLaurent CantetAndriamanitra (tokana)IsraelyOnitiana RealyAostraliaMpisolo (fitsipiteny)AdizaozaFiarahamonina🡆 More