Voany Akondro

Ny akondro dia voankazo fihiinana be nofony sy mitahiry rano betsaka sady fihinam-boa.

Voany Akondro

Famokarana sy fivarotana akondro

Maro ny firenena mamokatra akondro maneran-tany nefa ireo firenena ao Amerika Afovoany no mpanondrana azy betsaka. I Japana no firenena mpanafatra akondro betsaka indrindra nanomboka tamin’ ireo taona 1960. Ao Eorôpa no misy ny tsenan’ akondro iraisam-pirenena lehibe indrindra. I Etazonia anefa no tsenam-pirenena lehibe indrindra. Nisy vokatr’ izany ny fifanolanana teo amin’ ny Amerikana sy ny Eorôpeana momba ny raharaham-barotra akondro tamin’ ireo taona 1990. Mba hiarovana ny famokarana akondro any amin’ ireo firenena mifamatotra amin’ny alalan’ny Conventions de Lomé (Antilia frantsay, Kanaria espaniôla, ireo firenena ao Afrika sy Karaiba ary Pasifika) dia nanangana lamina hamerana ny fidiran’ ny akondro avy any Amerika Latina ny Vondrona Eorôpeana. Izany fifanolanana izany dia nahatonga ny fidirana an-tsehatr’ i Etazonia mba hiarovany ny tsenan’ ireo firenena mifampiraharaha aminy.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bokin' i EzekielaMpampitohy tenySorona masinaRajoelina AndryTambajotraSakramentaLahatra (finoana malagasy)EtazoniaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Tondra-dranoRenivintanaOnitiana RealyBlaogySokajin-tenyFiteny tamilyLAsombolaTantaran' ny kristianismaTambintenyVorombolaBaiboly katôlikaHoratio Herbert KitchenerSikidy malagasyFahefana mpanatanterakaFitaovam-piadianaSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaApôkrifan' ny BaibolyAmbatolampy TsimahafotsyFaritra MelakyTontolo iainanaFirenena MikambanaFamadihanaFahaterahanaEpistily ho an' ny Rômana2012Raki-pahalalanaKabary tera-baoMpamari-toetraAziaZanatsoratraVondrona EorôpeanaDistrikan'i MaintiranoFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFilôzôfiaBaiboly amin' ny teny malagasyDarryl StarbirdKolontsaina malagasyFiteny kirondyFoko eto MadagasikaraSiansaPraiminisitra malagasyRepoblika MalagasyMôsikaoAntenimieram-pirenenaWiki CommonsHavatsa-UPEMModesto, KaliforniaTetiandro malagasyGoaikaFivavahana eto Madagasikara2022TsirintenyArama (faritra)Mpampiankin-tenyVoahiranaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFiarahamoninaAostralia🡆 More