Karaîba

I Karaîba na Karaiba dia faritra any Amerika voafaritry ny Ranomasina Karaîba, ao atsimo-atsinanan' ny Hoalan' i Meksika sy atsimo-atsinanan' i Amerika Afovoany ary ao avaratr' i Amerika Atsimo no misy an' io faritra io.

Ahitana nosy miisa 700 any ho any ny ao amin' io faritra io. Mizara faritra roa i Karaîba, dia i Karaîba a-nosy (ahitana ireo nosy Antilia sy ny nosy Bahamasy) sy ny Karaîba an-tanibe (ny faritry ny morontsirak' i Amerika Afovoany, ny an' i Kôlômbia, ny an' i Venezoela, ny an' i Goiana, ny an' i Sorinama, ny an' i Goiana Frantsay ary ny tapany atsimon' i Florida any Etazonia).

Karaîba
Ny faritra Karaîba
Karaîba
Ny nosy ao amin' ny faritra Karaîba

Tags:

AmerikaAmerika AfovoanyAmerika AtsimoAntiliaBahamasyEtazoniaGoianaGoiana FrantsayKôlômbiaRanomasina KaraîbaSorinamaVenezoela

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZahaWikiFanjakan' ImerinaSakramentaAntenimieram-pirenenaFrantsaSydneyMponina eto MadagasikaraKabaryAlarobiaAntananarivoApôkrifan' ny BaibolyFaritra MelakyTsirinteny sara-droaMpampiankina fehezankevitraMa Ying-jeouSabata (jiosy)Paositra MalagasyMpampitohy tenyMontanaGeorges AndriamanantenaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaAostraliaSôlômônaIsaia (mpaminany)Didy FoloAnanaRadama IIEorôpaFifandraisan-davitraRoman PolanskiEpistily ho an' ny RômanaDemôkrasiaMatoantenyGovernemantaAntesakaAndrianampoinimerinaFijyAdaloWiki CommonsAsa AkiraLFamadihana2006FanavakavahanaKabary tera-baoVezoFitsarana faranyFiteny betsileoRoandaOsyAsorotanyLe BouscatAhidamboHypertext Markup LanguageTerakaFanatontoloanaNikôtininaFanalana faditraKainaTrozonaAngatra (aretina)Tetiandro malagasyZanatenyFamonjenaAnaranaAndrianaTantaran' ny kristianisma🡆 More