Valim-pikarohana ho an'ny « Amerika » — Wiki Amerika
Misy pejy mitondra anarana « Amerika » eto amin'ity wiki ity
I Amerika dia anisan' ny kôntinenta dimy, ny ranomasina mamaritra azy dia ny Ranomasimbe Pasifika any andrefany, ny Ranomasimbe Atlantika any atsinanany... |
I Amerika Avaratra dia zana-kaôntinanta, na kôntinanta iray, arakaraka ny fomba fijery. I Amerika Avaratra dia fikambanana firenena telo: i Etazonia sy... |
vaovao fahatongavan' ny teratan' i Amerika tany Amerika, avy any Eorazia ny teratan' i Amerika ary tonga tany amerika tamin' i Beringia taloha (mbola tsy... |
I Amerika Atsimo dia kôntinenta na zana-kôntinenta sady ampahany atsimo amin' i Amerika. Ao amin' ny ila-bolantany andrefana tanteraka, ary indrindra... |
I Amerika Afovoany dia andilan-tany mampitohy an' i Amerika Avaratra sy i Amerika Atsimo. Ny fahasamihafana misy eo amin'ny sisin-tany ara-jeôgrafia sy... |
fiteny ôfisialy. I Amerika Latina dia mahafaoka an' i Amerika Hispanika sy nosy Karaiba sasany, ary saika i Amerika Atsimo sy i Amerika Afovoany manontolo... |
Firenena ao Amerika Kanada - Etazonia - Meksika Goatemala - Belizy - Hôndorasy - Salvadôro - Nikaragoa - Kôsta Rika - Panama Arjentina - Bôlivia - Brezila... |
Ny fiteny ao Amerika Atsimo dia fiteny maro isan-karazany, ka isan' izany ireo fiteny amerindiana ao Amerika Atsimo izay mahatratra 600 isa any ho any... |
(ou Ticuna) Yagua Arawak Tupian Culinas Ge Bororo Tupian Guarani Paraguay Kalapalo Kayapo Xavante Potiguaras Guajajaras Pataxos Teratanin'ny Amerika... |
Federalin' i Brezila, dia firenena ngeza indrindra sy mivelatra indrindra any Amerika Latina. I Brasilia no renivohiny. Manana velarantany mirefy 8 547 400 km²... |
Ny fiteny ao Amerika Avaratra dia ireo fiteny tenenin' ny mponina ao amin' io ampahan-kôntinenta io (isan' izany i Amerika Afovoany sy ireo nosy Antilia)... |
Otomi Olmeka Pames Papagos Pipil Tarahumars Tepehuas Taraska Teotihuacan Tépaneka Tolteka Totonaka Ulvas Zapoteka Zôka Teratanin'ny Amerika Mezôamerika... |
Paragoay (sokajy Firenena ao Amerika Atsimo) I Paragoay dia firenena ao Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia i Asunción. Ny tanàna lehibe indrindra dia Asunción. Mirefy 406 752 km2 ny velaran-taniny... |
iray izay mivelatra eo amin' ny faritra atsinanan' ny tanjona atsimon' i Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia i Buenos Aires ary ny firenena manodidina azy... |
Sorinama (sokajy Firenena ao Amerika Atsimo) I Sorinama na Sorinamy dia firenena ao Amerika Atsimo manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika. I Paramaribo no renivohiny sady tanàna lehibe... |
I Hôndorasy dia firenena ao Amerika Afovoany. Ny renivohiny dia i Tegucigalpa. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Manana velaran-tany mirefy... |
Goiana (sokajy Firenena ao Amerika Atsimo) Co-Operative Republic of Guyana), Goiana Britanika taloha, dia firenena any Amerika Atsimo, , ao amin' ny tapany avaratry ilay zana-kôntinanta ary manana morontsiraka... |
Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy. Kôntinenta eto an-tany Afrika Amerika (Amerika Avaratra - Amerika Atsimo) Azia Eorôpa Ôseania Antarktika... |
Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna. Kôntinenta eto an-tany Afrika Amerika (Amerika Avaratra - Amerika Atsimo) Azia Eorôpa Ôseania Antarktika... |
Bôlivia (sokajy Firenena ao Amerika Atsimo) I Bôlivia dia firenena ao Amerika Atsimo tsy manana morontsiraka. Ny renivohiny dia i Sucre. Mirefy 1 098 581 km2 ny velaran-taniny ary niisa 10 027 254... |