Tsirinteny

Valim-pikarohana ho an'ny « Tsirinteny » — Wiki Tsirinteny

Misy pejy mitondra anarana « Tsirinteny » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny tsirinteny dia hasin-teny tsy mahaleo tena araikitra amin' ny fototeny mba hanehoana ny anjara asany na ny sokajin-teny misy azy na hanovana ny heviny...
  • Ny tsirinteny sara-droa dia tsirinteny izay ahitana ampahany roa ka ny iray mipetraka eo ampiandohan' ny sampan-teny (toy ny tovona), ary ny faharoa ao...
  • ny fitambaran' ny fototeny sy tsirinteny (tovona, tovana, tsofoka, sns) sady azo rasaina ho fototeny miampy tsirinteny na zavatra hafa. Ny vondron' ny...
  • hisy hevitra. Ny hasin-teny iray dia mety ho fototeny na kianteny na tsirinteny (tovona, tovana, tsofoka). Ny hasin-teny iray dia mety ho foronin' ny...
  • atao hoe tsirinteny (tovona na tovana na tsofoka sns) ka azo amoronana teny hafa lava kokoa (sampan-teny) amin' ny alalan' ny fanampiana tsirinteny na amin'...
  • ny mpahay teny ka sarotra ny mamaritra ny tena isan' ny tsofoka amin' ny teny malagasy. Tsofoka Tsirinteny Fototeny Tovona Tovana Tsirinteny sara-droa...
  • (matoanteny sy lazaina) ka ny matoanteny dia misy tovana -ina, -ana, na tsirinteny sara-droa ha- ... - ina, an- ... - ina, anka- ... -ina, na tovona voa-...
  • Ny tovana dia hasin-teny anisan' ny sokajin' ny tsirinteny izay fametraka eo aorian' ny fototeny. Ao amin' ny fiteny malagasy dia ahitana ireto tovana...
  • Ny tovona dia hasin-teny anisan' ny sokajin' ny tsirinteny izay fametraka eo alohan' ny fototeny. Ahazoana sampan-teny na manova ny hevitra ara-pitsipiteny...
  • atao hoe kamban-teny. Ny fampisampanan-teny kosa dia ny fanakambanana tsirinteny amin' ny fototeny mba hamoronana teny vaovao atao hoe sampan-teny. Tsy...
  • tsirinteny amin' ny matoanteny (na amin' izay sokajin-teny afaka mitondra ny mariky ny fanehoan-javatra). Mety ho tovona na tovana izany tsirinteny izany...
  • Vignette pour Fiteny azerbaijaney
    manambatra hasinteny maro sady mampiasa tsirinteny matetika, indrindra ny tovana. Ny voanteny iray dia mety hisy tsirinteny maro ary azo ampiasaina mba hamoronana...
  • Ny tsofoka dia hasin-teny anisan' ny sokajin' ny tsirinteny izay fanisika ao anatin' ny fototeny na ny hasin-teny hafa ka mizara izany ho roa. Ahitana...
  • amin' ny lazaina toe-javatra dia misy matoanteny foronin'ny fototeny aman-tsirinteny sara-droa (a - ... - ana, i - ... - ana, aha -...- ana, sns) atao hoe...
  • Vignette pour Hangul
    hangul, dia nalamina hanaraka ny tsirinteny ny soratra ankehitriny, ary manaraka izany ny vaninteny anatin'ireo tsirinteny ireo. Na dia izany aza dia tsy...
  • matoanteny aman-tovana -ana. Misy koa ny matoantenin' ny mpandray aman-tsirinteny sara-droa (a- ... -ana, aha- ...-ana, sns) afaka soloana matoantenin'...
  • matoanteny no manana ireo fanehoan-javatra roa ireo ka amin' ny alalan' ny tsirinteny fampisampanan-teny no isehoan' izany. Ny fanehoan-javatra mifetra dia...
  • Vignette pour Fiteny aostrôneziana
    fampisampanan-teny amin' ny alalan' ny fanampiana tovona sy tovana sy tsofoka ary tsirinteny sara-droa (tovona sy tovana miaraka) amin' ny fototeny, ny fisian' ny...
  • tarihin-dRabenilaina Roger Bruno. Ny fiendrika dia miankina amin' ny endriky ny tsirinteny amin' ny matoanteny tsy ampifandraisina amin' ny lazaina na ny fameno...
  • mifatotra, izay tsy afaka mampiasaina irery ho teny (toy ny ankamaroan' ny tsirinteny). Amin' ny famakafakana sasany dia heverina ho anisan' ny voambolana ihany...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AterinetoSabata (jiosy)BouchainAdijadyMeyAfrika1983William III an'i AngleteraFahasoavana (finoana)FamadihanaVolana (fotoana)VezoAndron' ny AsaFanambaràna ny hevitry ny nofyKolontsaina malagasyNy Avana RamanantoaninaJesoaDemôkrityInjenieriaHaranita-tsaina voatrolombelonaKabary famangiana7 SeptambraTantaran' i MadagasikaraMaritranoKerobimaAdy Lehibe VoalohanyKiantenyMpisolo toerana (fitsipiteny)JirofoHopitalyKilamba-KiaxiWordPressAltaf ShaikhLalam-pirenena faha-8Marta Vieira da SilvaVarotraMpampiankin-tenySingaporoFiteny ôksitanaFanalan-jazaSekolyEpistily ho an' ny RômanaPôlitikaVolodymyr ZelenskyJorge Luis BorgesAnaran-tsamireryAsombolaAntanosyFakam-panahyKabary tera-baoSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaWayback MachineAlakaosyBaiboly amin' ny teny malagasyAlemainaAostraliaFady (malagasy)Radama IIFebroarySrilankaSan FranciscoZavakantoMpampiankinaFaritra Atsimo-AndrefanaFanehoan-javatra (fitsipiteny)Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraApôkalipsin' i JoanyBetsileoToniziaParagoay🡆 More