Lalan'i Ohm

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Lalan'i Ohm  

Amin'ny olik'aratra, ny lalàn'i Ohm dia mampifandray ny aratra mandeha anaty dipôly, ny tohitra araka aratra, ary ny elanelana araka aratra.

Sary:Lalan'i Ohm.svg
Sarisary

Amin'ny rianaratra mikararana

Ny lalan'i Ohm dia :

    Lalan'i Ohm 

Amin'io fampimirana io, V (volt) ny elanelana araka aratra miampita ilay tohitra (« R » eo amin'ny sarisary), I (ampera) ny ara miampita ilay tohitra, ary R (ohm) ny tohitr'io olik'aratra io.

Raha Manome :

  • Lalan'i Ohm  raha tsy aotra R
  • Lalan'i Ohm  raha tsy aotra I

Mitondra ny anaran'i Georg Ohm ity lalàna ity, i G. Ohm dia nandinika ny hetsiky ny mpampita aratra vy. Mety tsara amin'ny mpampita aratra thermostaté io lalàna io, dikan'izany, tazomina amina hafanana tsy miova izy. Rehefa miova ny hafanana, miova koa ny sandan'ny tohitra, ary na izy miova amin'ny fomba tsotra na miova amin'ny fomba sarotra.

Rohy ivelany

Miteny frantsay

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FehezantenyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaKameronaFatranaLoteranismaSikidy malagasyAlohotsyAmbohimangaGeorge PeppardFokom-pirenen' i IsakaraFanahyEjiptaRay aman-drenyAdy Lehibe VoalohanyPoopyOndryTalataAnaranaAdolf HitlerSamsônaAnjely potrakaGoogleGidroFanjakana MitambatraPeteraKabary tera-baoJônà (mpaminany)Tsiranana PhilibertRasoherinaSiansaAndrokaOsyTetiandro litorjika kristianaAlakaraboThomas LamRianaratra1964AlikaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fivavahan-drazana malagasyJohann Balthasar NeumannLaharam-pehintanyFivavahana eto MadagasikaraParisyTetiandro etiopianaMayotteFiarahamoninaFitenim-paritra malagasyEvekaFitampohaKalandrie GregorianaEpifaniaVolanaSihanakaAurangzebArintanyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaAfoFanonganam-panjakanaKinshasaArktikaFidangan' ny vidim-piainana17 DesambraTerakaAdizaozaAlahamadyBokin' i JôsoaMarovatoTongolo gasyRepoblika Malagasy🡆 More