Jitàna

Ny Jitàna na Rômanỳ na Tsigàna na Bôhemiana na Rôma dia vondron' olona indô-ariana, mpandehandeha mpifindra monina monina any Eorôpa ny ankamaroany, ary koa mponina am-pielezana any Amerika.

Ny porofom-pitenenana sy ny fototarazo dia manondro fa ny jitàna amin' ny maha-vahoaka azy dia avy any avaratry ny Zana-kôntinenta Indiana (avy any amin' ny faritra misy an' i Rajasthan sy i Haryana ary i Punjab ankehitriny).

Jitàna
Sainam-pirenana jitàna, noforonina tamin' ny taona 1933 sy nekena tamin' ny taona 1971.

Niparitaka izy ireo, fa ny mponina marobe indrindra ao Eorôpa dia indrindra ny Eorôpa Afovoany sy Eorôpa Atsinanana ary Eorôpa Atsimo (anisan'izany i Frantsa atsimo), ary koa i Azia Andrefana (Torkia indrindra).

Ny fitenin' izy ireo, ny fiteny rômany, dia avy amin' ny fiteny sanskrita, tenenina ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny Zana-kôntinenta Indiana, toy ny fiteny gojaraty, ny fiteny penjaby, ny fiteny rajastany ary ny fiteny sindy.

Jitàna
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AmerikaEorôpaIndô-ariana (vahoaka)Zana-kôntinenta Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TsimihetyNazaretaMpampiankin-tenyvietnamyFoko eto MadagasikaraFisoronana sy fanalana vintanaFaritany eto MadagasikaraLe BouscatTorkiaPetra-kevitraFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaAngleteraHoratio NelsonPaiso (voany)Tantaran' ny kristianismaLahatra (finoana malagasy)HolatraBetsileoSorona masinaFotoanaRenivintanaKilamba-KiaxiAntandroyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Lanitra (finoana)Mpandrindra milinaLIngosetiaFanalana faditraVoronaFaritra Itasy2012Didy FoloFijyMarovatoSampan-tenyFitiavanaLes PaulMatoantenyFerenc András2001JôbaTendryFiarahamoninaFiteny taỳAnaranaKolontsainaKabary am-panambadianaBokin' i IsaiaLisitry ny filohan' i Madagasikara1989TerakaEtazoniaFiteny tamilyVezoFamadihanaFampakaram-bady tao KanàWiki CommonsFihavananaAdijadyAostraliaBetlehemaFiangonana Loterana MalagasyBaiboly katôlikaFrantsaAndrianaSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaKristianisma eto MadagasikaraTody🡆 More