Fiteny Gojaraty: Fiteny

Ny fiteny gojaraty (ગુજરાતી / Gujǎrātī) dia fiteny indo-eôropeanina any India.

Io no fiten' ny tompontanin' i Gujarat. Misy olona 46 tapitrisa no miteny gojaraty any India sy maneran-tany. Ny fiteny gojaraty no tenin-drenin' i Mohandas Gandhi sy i Ali Jinnah ary i Sardar Vallabhbhai Patel.

Tantaran'ny fiteny Gujarati

Ny fiteny gojaraty ankehitriny (manan-tsipelina Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, na Gujerathi) dia fiteny avy amin' ny fiteny sanskrity. Manan-tsokajy telo ny fiteny gojaraty :

Ny fiteny gojaraty taloha

Ny fiteny gojaraty taloha (1100 - 1500) dia razan' ny fiteny gojaraty ankehitriny ary razan' ny fiteny rajastany. Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny faritra Gujarat sy any andrefan' ny faritra Rajastan.

Tags:

Fiteny indô-eorôpeaninaGujaratIndia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Faritra eto MadagasikaraFihafanan'ny tanyAndrianjakanavalomandimbyFanandroana malagasy1754AmerikaMasikoroBob HopeFiteny soahilyMuslim ibn al-HajjajBatisaEskatôlôjia silamo1927Teôlôjian' ny hazo fijalianaPablo EscobarAndrianaCourbevoieNGC 2608VanoFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraFaritany eto MadagasikaraEstôniaPôntio PilatoSahih al-TirmidhiJodasy IskariôtaFifohazana (kristianisma malagasy)Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany2022Sebastián BattagliaRSSTômasy avy any AkoinoMôldaviaFarihy MalawiImamoLisitry ny zavatra madinidinika 7001-8000Adijady1587Masindahy NikôlaRazana (finoana malagasy)MaltaIrlandaAdy MangatsiakaMouvement Démocratique de la Rénovation MalgacheZoma masinaMpaminanyMenalambaFiteny pôrtogeySiansaTena Fiangonan' i JesoaNy Soratra Masina - Fandikan-Tenin' ny Tontolo VaovaoSektaSamaritanaGibraltaraJapànaFanatontoloanaAndron' ny MesiaFitohananaVintana (finoan-drazana malagasy)EtazoniaVoanjoBarrieLambamenaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesAllemant, MarneAostraliaFiangonana Loterana MalagasyAbaréBucharestMcMechen, West Virginia🡆 More