Fiteny Sanskrity: Fiteny indiana taloha

Ny fiteny sanskrity na sanskrita (संस्कृतम / saṃskr̥tam) dia fiteny anisan' ny fanakaviam-piteny indô-eorôpeanina ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-arianina any India.

Misy teny mbola ampiasain' ny fianakaviana Brahmàna sy sekoly spiritoalista. Ny manam-pahaizana indiana sasany dia mbola miteny sy mamoaka boky na manao valandresaka amin' io fiteny io. Ny fiteny sanskrity dia ampiasaina indrindra amin' ny lahatsoratra ara-pivavahana hindoa sy bodista ary amin' ny lahatsoratra siantifika. Ny fanisana natao tamin' ny taona 1981 dia nahitana fa miisa 6 100 ny olona miteny sanskrita ary tamin' ny taona 1961 dia tany amin' ny 194 400 ny isan' ny olona nilaza fa miteny sanskrity ka manao azy ho fiteny faharoa. Iray amin' ny fiteny ôfisialy ao India ny fiteny sanskrity.

Fiteny Sanskrity: Fiteny indiana taloha
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

BodismaFiteny indô-arianaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny ôfisialyHindoismaIndia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Microsoft Windows17 DesambraWikiISO 4217AndriamangariraFiarahamoninaPressyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaVezoFamadihanaFibebahanaParisListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysAhidamboSamsôna1974Foko folo veryTazomokaAbrahama (patriarka)AlakaraboZanahary (finoan-drazana malagasy)AdnanitaFanabeazana aizanaJeôlôjiaAZafisoroSaolyKolontsaina malagasyMounir Aziz DaoudBokin' ny GenesisyAsorotanyFahotanaBootzheimMaritranoFiangonana Loterana MalagasyTamotamoSamboFanatitraFaritra Atsimo-AtsinananaAndrokaAdy an-tranoHaifisaina sy hetsi-poAdijadyEtazoniaAntandroyVanin-tenySakafo malagasyRainisoalamboSonismaEpifaniaMenalambaVolana (fotoana)Fanahy MasinaFokom-pirenen' i RobenaMalagasy (vahoaka)Fiteny kantôneyTerakaVolanaFivavahan-drazana malagasyGoogleMpandrindra milinaVolahavana GermaineTorkmenistànaWAngatra (aretina)FanjanahantanyFoko eto MadagasikaraBokin'i HenokaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)MadagasikaraFiteny indônezianaAnjara asa (fitsipiteny)Tetiandro malagasyFiteny jeôrjianaAsombola🡆 More