Fiteny Malaialama

Ny fiteny malaialama (amin' ny fiteny malaialama: മലയാളം, malayāḷam) dia anisan' ny fiteny dravidianina tenenina any amn' ny tapany atsimon' i India.

Teny ôfisialin' ny faritany mizaka-tenan' i Kerala ilay fiteny ka teny ôfisialin' i India ihany koa. Ny toerana hafa manana ny fiteny malaialama ho teny ôfisialy dia ao amin' ny faritanin' i Lakshadweep ary any Pondicherry. 35,9 tapitrisa no isan' ny mponina miteny ilay fiteny any India sy manerana izao tontolo izao. Ny fiteny malaialama dia avy amin' ny fiteny tamily; nisongadina ilay fiteny tamin' ny taonjato faha-6. Betsaka ny voambolana malaialama avy amin' ny fiteny sanskrity, ary avy amin' ny fiteny sanskrity ny 80 % amin' ny voambolany.

Fiteny Malaialama
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny sy resaka india ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fiteny Malaialama
Filazana amin' ny fiteny malayalam any Pondicherry

Tags:

Fianakaviam-piteny dravidianaFiteny sanskrityFiteny tamilyFiteny ôfisialyIndiaKerala

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanjakan' i MenabeLouis-Claude VincentVezoFiteny italianaFanjakanaAndriamandisoarivoJôrdaniaBaiboly katôlikaFanoharana ao amin' ny Evanjely1936Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i MadagasikaraKaraîbaOra1994Didy FoloFiteny rosianaAdy an-tranoAlakaraboJussara (Paraná)Kabary famangianaPlatônaTanora Gasy Vonona1917Hazo fijaliana101213 JolayLinuxTambajotra sôsialyAdy Lehibe FaharoaFiteny frisianaWikipediaAngatra (aretina)AntankaranaTsimihetyAljeria2050Fiteny javaneyTempolin' i JerosalemaPaskaRanavalona IKolontsaina malagasy26 MartsaPanay (nosy)FahotanaMpamaritra (fitsipiteny)11 MartsaFamakafakana ny BaibolyWikkaWikiZanahary (finoan-drazana malagasy)SambatraAndroidTsangan-kevitra 95n' i LoteraHasinaVanjaWuhanFiteny armenianaAdolf HitlerMerinaFilazantsara sinôptika2007Tigrisy1102TobilehibeEpistily ho an' ny EfesianaRy Tanindrazanay malala ôTantaraFianakaviambe iraisam-pirenenaHaifaBiôlôjiaFokom-pirenen' i IsraelyFiangonan' ny Vondrona Kristianin' ny Fanahy MasinaTetiandro mozilmanaLoteranismaAtôma🡆 More