Andriamandisoarivo

Andriamandisoarivo dia mpanjaka sakalava, zanak' Andriandahifotsy, rahalahin' Andriamanetriarivo, izay nandroaka azy tamin' ny taona 1685.

Nianavaratra niaraka tamin' ny mpomba azy Andriamandisoarivo ka naharesy an' Ambongo, avy eo ny Antalaotran' ny Nosy Manja (helodranon' i Mahajamba) sy an' i Boina, ary nanorina ny Fanjakan' Iboina ka i Tongay no renivohiny.

Lisitry ny mpanjakan' i Boina

  • Andriamandisoarivo (Tsimanata) (1690-1720)
  • Andrianamboniarivo (Toakafa) (1720-1730)
  • Andriamahatindriarivo (1730-1760)
  • Andrianahilitsy (1760-1767)
  • Andrianiveniarivo (1767-1770)
  • Andrianihoatra (1770-1771)
  • Andrianikeniarivo (1771-1777)
  • Andrianaginarivo (1777-1778), mpanjakavavy
  • Tombola (1778), mpanjakavavy
  • Ravahiny (1778-1808), mpanjakavavy
  • Tsimalomo (1808-1822?)
  • Maka (Andrianaresy) (1808)
  • Andriantsoly (1822-1832)
  • Oantitsy (1832-1836), mpanjakavavy
  • Tsiomeko (1836-1840), mpanjakavavy

Loharano sy fanamarihana

Tags:

AmbongoAndriamanetriarivoAndriandahifotsyAntalaotraFanjakan' i BoinaHelodranon' i MahajambaSakalava

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RSSMpampitohy (fitsipiteny)Vavak'i ManaseCourrièresBokin' ny mpaminany (Baiboly)Didy FoloTetiandro hebreoEdward James HarlandZairaTerakaSodànaBerorohaRanomasina MenaFiraisan' ny Skotisma eto MadagasikaraVezoFanafodyTorkiaFangitra ara-jeografiaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôLisitry ny gazety ao MadagasikaraDemôkrasiaGazetyMôngôliaTanàn-dehibeBootjack, KaliforniaKazakstànaSkopjeSiciliaValve CorporationRahona1944Wayback MachineTsinyCulètreSvante August ArrheniusZhongxiangFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraFiaramanidinaSkotisma Zazavavy eto MadagasikaraFiarahamonina(10651) van LinschotenChagny, ArdennesTriniteAndriantsolyFizikaTodyLe Renouard1 OktobraBokin' i JeoSakramentaMpitifitra Tsipìka (fanandroana)AleksandriaFokom-pirenen' i IsraelyMeymandÉric CantonaFatranaAndriamasinavalonaIsraelyLigny-sur-CancheBob KhannaDesambraAntsirabeZon' olombelonaReniranoAnkoay19051637Ombiasa(101318) 1998 SJ151AppleLalana (sikidy)Calonne-RicouartAviré🡆 More