Kerala

Ny Kerala (malayalam : കേരളം Kēraḷaṁ) dia faritany mizaka tena any atsimon'i India.

Any atsimo andrefan'i India ny misy azy. Manana tenim-pirenena iray manendrika azy ny Kerala ; ilay tenim-pirenenany dia fiteny malayalam ; amin'ny fianankavian'ny fiteny diravidianina io fiteny io. Ny renivohitr'i Kerala dia Thiruvananthapuram

Kerala
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Kerala
Ny faritanin'i Kerala any India (miloko mena)

Tsy dia manam-pivelarana be ny Kerala, fa ngeza be ny hakitrony. Ny Kerala no IDH ambony indrindra any India. Kanefa betsaka ny mpisotro toaka ny ny mamono tena.

Tantara

Efa nanao varotra tamin'ny Kerala ny Romana tamin'ny andro taloha. Nisy ny fitiavam-paritany fiteny tamin'ny malayalam nisaraka tamin'ny fiteny tamily.

Mba hanala ny fanjakan'ny silamo amin'ny fivarotana episy (épice) ny anton'ny Vasco de Gama nande tany Kerala tamin'ny 1498. Nasainy namboarina ny rova portogesy voalohany voalohany indrindra tany India tany Cochin (Kochi) tamin'ny 1503. Tonga vetivetika teo aoriana teo ny holandey, ary noroahan'ny avy teo ny portogesy tany India.

Tonga tany Kerala ny anglisy amin'ny alalan'ny Compagnie Anglaise des Indes Orientales, ary efa mipetraka tsara any Kerala ny anglisy tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha 17.

Nanandrana haka ny tanin'ny britanika i Tipû Sâhib tamin'ny 1792, fa tsy nande ilay fika.

Tags:

FaritanyFiteny malayalamIndiaMalayalamTenim-pirenenaThiruvananthapuram

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JoroTaratasin' i LentolosyTetiandroVatohandrinaFameno (fitsipiteny)(104249) 2000 EQ136SaonjoArkônta (gnôstisisma)MalakiaZone FrancArjentinaPaiso (voany)Fanalan-jazaFaritra SavaHerinaratraKabaryGabônaMadagasikaraFanambaràna ny hevitry ny nofyBootjack, KaliforniaBetsileoFaritra SofiaFiteny malagasyFamorana19 AogositraFianakaviam-pitenyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaMpampiankinaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraBetsimisarakaRégis Rajemisa RaolisonRio de Janeiro (tanàna)Didy FoloDumboFisoronana sy fanalana vintanaJean-Joseph RabeariveloSakaAndringitraMosesyZafimanirySakafoPistisy SôfiaBlaogyAndriamasinavalonaBernard Renau d'EliçagarayMenalambaJapànaMartin CooperMulbagalHasina (zavamaniry)Lady GagaFiangonana zandrinyAndriamanitra RayFanekem-pinoanaTeboka roaFilôzôfiaNormandiaMississipi (renirano)SinaSabelioFaritra eto MadagasikaraSoedaAdy Lehibe FaharoaFiteny betsimisaraka atsimoPoopyFanavaozana prôtestantaJeanne MoreauVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)BiôgrafiaSodànaFady (malagasy)🡆 More