Fitenim-Pirenena

Ny fitenim-pirenena dia fiteny ho an' ny vahoaka ao amin' ny firenena iray manokana, fa miovaova ny fandraisana izany arakaraka ny firenena.

Any amin' ny firenena sasany, ny fiteny iray dia mety manana ny satan' ny fitenim-pirenena araka ny lalàna na araka ny safidin' ny governemanta. Mety ny lalàna mihitsy no manondro ny fiteny iray ho fitenim-pirenena na tondroina fotsiny toy izany tsy misy lalàna.

Mety mifangaro na tsia amin' ny fiteny ôfisialy ny fitenim-pirenena arakaraky ny firenena. Misy ny fitenim-pirenena izay tsy fiteny ôfisialy (tsy ampiasaina hiraketana ny raharaham-panjakana) ary misy ny fiteny ôfisialy izay tsy fitenim-pirenana (tsy ampiasain' ny mponina amin' ny fifaneraserany andavananadro) ao amin' ny firenena iray.

Misy ny fiteny teratany ao amin' ny firenena iray izay sady tsy voaray ho fitenim-pirenena no tsy fiteny ôfisialin' io firenena io.

Jereo koa

Fitenim-Pirenena 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Lalàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Testamenta VaovaoAndriamanitra (ankapobeny)Ranavalona IIITantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô2001FitiavanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika2012GaliaTsindrimandry (fivavahana)QIT Madagascar MineralsAsa AkiraAmontanaTambajotraKabary tera-baoFanatontoloanaWikiDidy FoloAlarobiaFaritany eto MadagasikaraPraiminisitra malagasyMôsikaoTendryMerkioraFifohazana SoatanànaBaiboly katôlikaZahaLes PaulAndrianaAdaoroLaurent CantetRoman PolanskiWilliam III an'i AngleteraAngleteraKazakstànaFifohazana FarihimenaTsimihetyBokin' i IsaiaKolontsaina malagasyAndriamenaZanatsoratraAntenimieram-pirenenaVolanaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaSoisaFisoronana sy fanalana vintanaOsyBorondyFiteny hindỳMikeaRégis Rajemisa RaolisonSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaFamadihanaFampianaran-diso (fivavahana)TobilehibeVictoire RasoamanarivoDagestànaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyBokin' ny SalamoBetsileoSadoseoNjakatianaBokin' ny mpaminany (Baiboly)Fitaovam-piadianaMark JerrumEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TorkmenistànaJohannes Vermeer🡆 More