Fiteny Iraisam-Pirenena

Amin'ny heviny hentitra dia atao hoe fiteny iraisam-pirenena dia fiteny tsy ana firenena na iza na iza, ampiasaina amin'ny fifandraisana iraisam-pirenena eo amin'ny mpiteny avy amin'ny firenena samihafa, indraindray natokana ho amin'izany, toy ny fiteny esperanto.

Amin'ny heviny mivelatra dia mety ho fitenim-pirenena ampiasaina matetika manin'ny fifandraisana iraisam-pirenena izany ka mahazo tombony ny mpiteny teratany. Ireto avy ireo fiteny ampiasaina ho fiteny iraisam-pirenena: ny fiteny latina, ny fiteny frantsay, ny fiteny pôrtogey, ny fiteny espaniôla, ny fiteny arabo, ny fiteny anglisy, ny fiteny sinoa, ny fiteny rosiana, ny fiteny esperanto ary ny fiteny alemàna.

Tags:

FitenyFiteny alemànaFiteny anglisyFiteny araboFiteny espaniôlaFiteny esperantoFiteny frantsayFiteny latinaFiteny pôrtogeyFiteny rosianaFiteny sinoa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rafitra fitantanana votoatinyRatsiraka DidierSihanakaFifohazana FarihimenaBokin' i HenôkaShiqiTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaMpiandry tsaraEtikaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara1912Faritra eto MadagasikaraTantaran' ny kristianismaFanjakan' ImerinaAlahasatyForyFitenim-paritra malagasyNew YorkTendrontany AvaratraFiteny javaneyAnjara asa (fitsipiteny)VaryPlotoVolamenaFahaterahanaFady (malagasy)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Lisitry ny gazety ao MadagasikaraAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFacebookBoky voalohan' ny MakabeoMasikoroTestamenta TalohaRazafinimanjaka RaketakaTobilehibeAmalonaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaRosiaFiteny sakalavaApôkalipsy faharoan' i JakôbaKameronaFanahy (kolontsaina malagasy)Fiainana aorian' ny fahafatesanaAndriamasinavalonaBareinaMediaWikiWikimaniaRSSBatisaRadama VoalohanyAostraliaAbdellatif FellainiAdy Lehibe FaharoaEzekielaTsy feteza-matyBokin' i IsaiaSoratra MasinaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraLibiaImanoelaWikipediaKolontsaina malagasyFanavaozana prôtestantaJean-Joseph RabeariveloEvanjelin' i BarnabàLokangaTantaran' i MadagasikaraAndriamandisoarivoTorkiaVazimbaFahefana mpanatanterakaRatsimilaho🡆 More