Lalàna

Valim-pikarohana ho an'ny « Lalàna » — Wiki Lalàna

Misy pejy mitondra anarana « Lalàna » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny lalàna dia fitsipika nolanin' ny Antenimiera izay manana ny fahefana mpanao lalàna. Ny Fanjakana, izay manana ny fahefana manery, no miantoka ny fampiharana...
  • Vignette pour Lalana
    Ny lalana dia soritra namboarina natao ho fandehanana mpampitohy toerana na tanàna roa. Ao an-tanàna, ny lalana dia toerana ifamoivoizan'ny olona izay...
  • Vignette pour Lalàna fiton' i Nôa
    Ny lalàna fiton' i Nôa na lalàna fiton' i Nôe dia lalàna fito mifono didy ara-pitondrantena na ara-môraly izay natolotr' Andriamanitra an' i Nôa na Nôe...
  • Ny lalàna dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra ao amin' ny fanjakana na firenena iray, avoakan' ny mpitondra fanjakana...
  • Ny lalàna fehizoro na lalàm-pitondrana dia lalàna manampy ny lalàmpanorenana mba hamaritana ny fandaminana ny fahefam-panjakana (asa fanaovan-dalàna, asam-pitsarana...
  • Ny Lalàna Kanônika na Lalàna Kanôna dia fitambaran' ny ôrdônansy sy fitsipika ataon' ny fahefan' ny mpitiondra fivavahana (ny fahefana mitantana ny Eglizy)...
  • Ny fahefana mpanao lalàna, ao amin' ny tepôrian' ny fisaraham-pahefana ampiharina ankehitriny amin' ny fitondrana demôkratika, dia iray amin' ny fahefana...
  • Vignette pour Torah
    Torah (fihodinana avy amin'i Lalàna voasoratra)
    Ny Torah (תּוֹרָה), izay midika hoe "lalàna", dia fitambaran' ny boky dimy voalohany ao amin' ny Baiboly amin' ny teny hebreo (Tanakh). Izy no fizaràna...
  • Vignette pour Lalàn' i Mosesy
    Lalàn' i Mosesy na Lalàn' i Môizy, izay hafohezina indraindray amin' ny hoe Lalàna, dia fitambaran' ny fitsipika sy fampianaraha tokony harahina nomen' Andriamanitra...
  • Ny zon-kabakabaka na lalàn'ny habakabaka dia sampan'ny taranja lalàna mifehy ny fitaterana ana habakabaka sy ny sata ara-dalàna mifehy ny fitaovam-pitaterana...
  • Sharia (fihodinana avy amin'i Lalàna silamo)
    Ny Sharià dia vondrom-pitsipika sy lalàna ara-pivavahana isan-karazany, izay ampahany amin' ny lova silamo mifototra amin' ny soratra masin' ny silamo...
  • Torah am-bava (fihodinana avy amin'i Lalàna am-bava)
    izay atao amin' ny teny hebreo hoe תורה שבעל פה / Torah SheBe'al Pe ("Lalàna am-bava"), dia ny foto-pampianarana sy ny tahirin-dahateny niaraka amin'...
  • ny Lalàna voasoratra sy ny Lalàna am-bava nampitain'i Mosesy teo amin'ny tendrombohitra Sinay (na Sinaia), miaraka amin'ny fivoasana ireo lalàna ireo...
  • Vignette pour Bokin' ny Deoterônômia
    Δευτερος ("faharoa") sy νόμoς ("lalàna). "Lalàna faharoa" ny dika ara-bakitenin' ny hoe Δευτερονόμιον. Raha ny marina dia tsy lalàna faharoa no hita ao amin'...
  • Sim'hat Torah (hebreo: שמחת תורה / "hafalian' ny Lalàna") dia fety jiosy ankalazana ny Torah ("Lalàna") ka itondrana am-pilaharana ny horonam-boky mirakitra...
  • mamaritra ny fepetra fampiharana ny lalàna iray. Na izany aza, indraindray ny lalàna na ny fepetra voalazan' ny lalàna dia tsy misy fampiharana mihitsy noho...
  • ny firenena, ary ny fomba anaovan'ny fitondram-panjakana fitsipika sy ny lalàna. Fa ny politika koa dia hita ao amin'ny vondrona hafa, toy ny orinasa lehibe...
  • Vignette pour Repoblika
    repoblika. Tokony tsy hafangaro amin' ny demôkrasia ny repoblika: fitondran' ny lalàna ny repoblika fa ny demôkrasia kosa dia fitondran' ny daholobe. Io hevitra...
  • Antenimpieram-pirenena izay andrim-panjakana mpanao lalàna. Fahefana mpanao lalàna Antenimiera Antenimieran-doholona Antenimieram-pirenena Loholona Lalàna...
  • mpitsara, miaraka amin' ny fahefana mpanatanteraka sy ny fahefana mpanao lalàna, dia iray amin' ireo fahefana telo mandrafitra ny fanjakana ao anatin' ny...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanjakan' i MenabeCamillo Benso11 AprilyIndiaPete RoseJesoa ara-tantaraSunan al-DaraqutniFehezantenyDokuWikiAnetzVendéeFiteny araboMadagasikaraFidangan' ny vidim-piainanaAmpiposahana (faritra)Paul GascoigneTendro satrokaJosip SkoblarFabio CannavaroAnalakelyPuerto RealFiteny malagasyVolafotsyHindoismaAndriamanitra (tokana)SomeraDisneyFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaFiangonana Ôrtôdôksa Kôptan' i AleksandriaFiavian' i Kristy fanindroanyCourçayAlexandre Ier de Russie1937Gamal Abdel NasserLalao OlimpikaRSSHaditaJapanaMohamadyFizikaFanekem-pinoanaAfrika AtsimoFrantsaZanahary (finoan-drazana malagasy)Isa miibaBahaisma1701Lionel MessiFizaràn-taonaJogailaWikimaniaOmbiasaTantaran' i MadagasikaraHypertext Markup LanguageAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaAntesakaFaritry ny Farihy Lehibe (Afrika)BengkuluFrederick BrooksLoza folo tao EgiptaDavid PizarroJacques FrançoisTetiandro litorjikan'ny Fiangonana katolika siro-malabaraForyAdaoroSahih al-BukhariAostralia🡆 More