Fahefana Mpitsara

Ny fahefana mpitsara, miaraka amin' ny fahefana mpanatanteraka sy ny fahefana mpanao lalàna, dia iray amin' ireo fahefana telo mandrafitra ny fanjakana ao anatin' ny rafitra demôkratika manaja ny fisaraham-pahefana.

Manara-maso ny fampiharana ny lalàna sy manasazy ny tsy fanarahan-dalàna no anjara asany. Io fahefana io dia nomena ny mpitsara, izay miantehitra amin' ny rijantenin-dalàna (izay novolavolain' ny mpanao lalàna) amin' ny fandraisana fanapahan-kevitra. Ny fahefana mpitsara koa dia natao hitsara ny fifandirana sy ny tsy fitovian-kevitra amin' ny fampiharana ny lalàna ary ny fandika ny lalàna, eny amin' ny tribonaly tandrify izany.

Jereo koa

  • Andrim-panjakana

Tags:

DemôkrasiaFahefana mpanao lalànaFahefana mpanatanterakaFisaraham-pahefanaLalàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

OsyAlemainaFiteny tamilyDmitri MedvedevFahefana mpanatanterakaTrombaGoogleFivavahanaAsabotsyHoratio NelsonSaint-Clément, Aisne1989Horatio Herbert KitchenerEveka849Fifohazana FarihimenaZahaFamoranaTantaran'i MadagasikaraTetiandro malagasyJirofoCaliforniaFirenenaMpampitohy (fitsipiteny)RaozyMikeaKiantenyAsombolaIndiaPoaceaeIràkaEzraVolana (fotoana)Baiboly amin' ny teny malagasyMediaWikiMôsikaoAntenimieram-pirenenaSanta-Vinsanta-sy-Grenadina\Fitenim-paritra malagasyAlakaosyFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyJodaismaTovaloIsraelyFaritra MelakyVondrona EorôpeanaMadagasikaraTetiandroTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôDemôkrasiaVolanaMalakiaFomban-drazanaPraiminisitra malagasyTendryModesto, KaliforniaAndriamanitra (tokana)TenerifeEorôpaTantaran' i EtazoniaFivavahana eto MadagasikaraTrozonaMaleziaLaurent CantetFitsarana faranyFanambadianaOraTambajotraJapànaAntesaka🡆 More