Mitovy Fanoratra Lalàna

Ny lalàna dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra ao amin' ny fanjakana na firenena iray, avoakan' ny mpitondra fanjakana, na voarakitry ny fomba amam-panao hatramin' ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka (miampy ny loholona koa indraindray).

Io lalàna io dia tsy azon' iza na iza dikaina mihitsy na dia ireo manam-pahefana aza. Ohatra: filoha, solom-bavam-bahoaka, minisitra, mpandraharaha,...sns

Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana. Ohatra: araka ny lalàn' ny fitsipi-pitenenana malagasy dia tsy asiana n amin' ny fanakambanan-teny.

Jereo koa

Rohy anatiny

Rohy amin' ny Wiki hafa

Mitovy Fanoratra Lalàna 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TorkiaMatoantenySorona masinaFilôzôfiaBlaogySinaHypertext Markup LanguageAmerikaTantaran'i MadagasikaraGoogleAljeriaOsyBrexitMark JerrumAhidamboMalakiaRoandaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyBokin' ny GenesisyBaraFiteny kirondyAnaran'ny mponinaKristianisma eto MadagasikaraMerkioraForyZavaboaryFitenim-paritra malagasyFanalana faditraWayback MachineTerakaTsindrimandry (fivavahana)Tondra-dranoAntesakaTsekiaLanitra (finoana)Mpampiankin-tenyMpamari-toetraApôkrifan' ny BaibolyAmpongaRamevaBokin' ny OhabolanaBokin' i EzekielaLisitry ny gazety ao MadagasikaraKabary am-panambadianaJohannes VermeerFampakaram-bady tao KanàTobilehibe1911Le BouscatFanjakan' ImerinaIsraelyLaurent CantetBorondyLuciano SpallettiNjakatianaFransiskaninaFaritra AndroyBaiboly katôlikaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Isaia (mpaminany)Main PageBokin' i DanielaJerosalemaMaleziaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFanekem-pinoana apôstôlikaVorombolaPaositra MalagasyTsirintenyTantaran' i Madagasikara🡆 More