Lalàna Fiton' I Nôa

Ny lalàna fiton' i Nôa na lalàna fiton' i Nôe dia lalàna fito mifono didy ara-pitondrantena na ara-môraly izay natolotr' Andriamanitra an' i Nôa na Nôe mba ho fanekem-pihavanana mandrakizay eo amin' Andriamanitra sy ny olombelona.

Atao hoe שבע מצוות בני נח / Sheva mitzvot B'nei Noa'h ireo lalàna ireo amin' ny teny hebreo.

Lalàna Fiton' I Nôa

Indreto ireo lalàna na didy ireo:

  1. manangana fitsarana;
  2. tsy miteny ratsy an' Andriamanitra;
  3. tsy manompo sampy;
  4. tsy mijangajanga na manao firaisana ara-nofo amin' ny biby;
  5. tsy mamono olona;
  6. tsy mangalatra;
  7. tsy mihinana ny hena nalaina tamin' ny biby mbola velona.

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (tokana)NôaTeny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AdijadyVolahavana GermaineFitampohaOzbekistànaFiainana aorian' ny fahafatesanaBetsileoAfrikaZanahary (finoan-drazana malagasy)Amerika AtsimoFanahySoratra17 MartsaEspainaHavatsa-UPEMToniziaAntambahoakaTanora Malagasy VononaGoogleFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraVanim-potoana kristianaMarovatoFiangonana Loterana MalagasyFivavahana amin'ny razanaForyAzôtaJapànaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaMasedônia AvaratraTerakaFiraisana ara-nofoItalia153DokuWikiMaoritaniaFinlandyTononkira Fanaperana1744Abidy grikaVolanaIsam-poninaBokin' i Ezekiela1945Pôlitika eto MadagasikaraImmanuel KantMatoatoaBaolina kitraFivavahan-drazana malagasyArjentinaFitsipi-pitenenanaLatakiaKor'anyFahitalavitraAnjara (finoana)Fanandroana malagasyISO 3166-1FANJAKAN’ I MADAGASIKARAFanekem-pinoana apôstôlikaFampihorohoroana24 FebroaryFiteny aromanianaFitiavanaFanahin' ny vatana1997BiôgrafiaFirenenaToliaraFanavakavaham-bolon-koditraAlakaosyHoditraBokin' ny SalamoTKyivTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFady (malagasy)1974🡆 More