Torah

Ny Torah (תּוֹרָה), izay midika hoe lalàna, dia fitambaran' ny boky dimy voalohany ao amin' ny Baiboly amin' ny teny hebreo (Tanakh).

Izy no fizaràna voalohany ao amin' ny Tanakh, eo alohan' ny Nevi'im sy ny Ketuvim. Indraindray dia atao hoe "Boky dimin' i Mosesy (na Môizy)" izy ireo. Ao amin' ny Baiboly kristiana dia ireto ireo boky ireo: ny Genesisy (na Jenezy) sy ny Eksôdosy (na Esaody) sy ny Levitikosy (na Levitika) sy ny Nomery (na Fanisana) ary ny Deoterônômia (na Deoterônômy). Ny fitambaran' ireo no tondroina koa amin' ny hoe Pentateoka ao amin' ny asasoratra kristiana.

Torah
Horonan-tsoratry ny Torah

Fiforonan-teny

Ny teny hoe תּוֹרָה / Torah dia teny hebreo izay midika hoe "lalàna", "toromarika" na "fampianarana".

Ireo boky ao amin' ny Torah

Ireto avy ny anaran' ny boky ao amin' ny Torah amin' ny teny hebreo:

  • ספר בראשית / Sefer Bereshit ("Tamin' ny voalohany"): Genesisy na Jenezy
  • ספר שְׁמוֹת / Sefer Shemot ("ireo Anarana"): Eksôdôsy na Eksaody
  • ספר ויקרא / Sefer Vayikra ("Ary niantso Izy"): Levitika na Levitikosy
  • ספר במדבר / Sefer Bemidbar ("Tany an-tany efitra"): Nomery
  • ספר דְּבָרִים / Sefer Devarim ("ireo Teny"): Deoterônômy na Deoterônômia

Torah am-bava

Ny Torah am-bava, izay atao amin' ny teny hebreo hoe תורה שבעל פה / Torah SheBe'al Pe, dia ny foto-pampianarana sy ny tahirin-dahateny nampitaina am-bava ao amin' ny fivavahana jiosy, sy fanampin' ny "Torah voasoratra" (Lalàna voasoratra).

Araka ny finoan' ny jodaisma rabinika ny Torah am-bava dia tokony tsy hivaona amin' ny endriny voalohany tamin' ny nanolorana azy tany Sinay (na Sinaia), ka noho izany dia mila olona mpamerimberina (hebreo: תנאים / Tannaim) izay miantoka ny fampitana ny fampianarana sy mamerina ny teny nampitana azy hatramin' ny voalohany. Mivoatra ny fivoasana ny Torah.

Am-bava tokoa io lovantsofina io tamboalohany, nefa taty aoriana dia nampandrina an-tsoratra amin' ny ampahany tamin' ny taonjato voalohany ao amin' ny Midrasa (hebreo: מִדְרָשׁ / Midrash) sy ao amin' ny Misna (hebreo: משנה / Mishnah) ary ao amin' ny Talmoda (hebreo: תַּלְמוּד / Talmud) sy ny Fifamaliana (hebreo: שאלות ותשובות / She'elot uTeshuvot) ary ny asa soratry ny Raby taty aoriana.

Jereo koa

Fizaràn' ny Baiboly hebreo

Fivoasana ny Baiboly hebreo

Hafa

Tags:

Torah Fiforonan-tenyTorah Ireo boky ao amin ny Torah am-bavaTorah Jereo koaTorahBaibolyBokin' ny DeoterônômiaBokin' ny EksôdôsyBokin' ny GenesisyBokin' ny LevitikosyBokin' ny NomeryFiteny hebreoKetuvimNevi'imPentateokaTanakh

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1524Zanak' OlonaHôngriaMayotteFlavio GiojaAnjelyBoky ara-tantara (Baiboly)SolosainaIsa voasainaFanafodyMisiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara(104249) 2000 EQ136Al-ShahrastaniShahram NazeriDokuWikiFaraoArkôntikaMozikaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFiteny antefasyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaSabelioSilamo11 NovambraFiteny neerlandeyAbdellatif FellainiTantaraFifohazana (kristianisma malagasy)NupediaTantaran' i MadagasikaraAmpiposahana (faritra)OndryFiangonana zandrinyAveloKôngô-BrazzavilleÔseaniaAntankaranaSalamo faha-37Paoly (apôstôly)Fomban-drazanaVaryBoky protokanonikaFitiavanaFoko eto MadagasikaraAndrianaVietnamyKônfirmasiônaHansel et GretelDidy FoloMenalambaAbidy grikaLitoaniaBokin' i RotaAbu Mansur al-BaghdadiKômôroFanandroanaFifandraisan-davitraBokin' ny SalamoIrànaRanomasina MaintyPastona (vahoaka)Fiteny frantsayMpisolo toerana (fitsipiteny)Ebrahim HatamikiaKroazada'''Huguette Monestier'''Fiteny malagasyEorôpaFiteny daryÔliva (zavamaniry)🡆 More