Fiteny Soso

Ny fiteny soso dia fiteny ao Afrika Andrefana tenenina indrindra ao Siera Leôna sy ao Ginea.

Isan' ny fitenim-pirenena telo be mpiteny indrindra (anisan' izany ny fiteny polaara sy ny fiteny malinke) ao Ginea ny fiteny soso.

Jereo koa

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.

Tags:

Afrika AndrefanaFiteny malinkeGineaSiera Leôna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

LalànaFitsarana faranyFehezantenyMôlekiolaLibiaAnjara asa (fitsipiteny)FahaterahanaMasikoroFanalan-jazaFiteny japôneyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôPaska jiosyHypertext Markup LanguageSilamo eto MadagasikaraSorabeAlahasatyJeôgrafian' i MadagasikaraFivavahan-drazana afrikanaWiki FoundationConteville-lès-BoulogneFanjanahantanyKôrea AtsimoFaritanin' i MahajangaMiora Andrialalaina FlorlysAlahamadyAveloPlotoRatsiraka DidierRirininaAmalonaFiainana aorian' ny fahafatesanaRafitra fitantanana votoatinySakramentan' ny fanambadianaKinshasaMurah Andrialalaina FlorlysBokin' ny MakabeoJean-Joseph RabeariveloTantaran' i MadagasikaraFifohazana (kristianisma malagasy)Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Sikidy malagasyFahefana mpanatanterakaSinaIowaAntsirabeFahefana Avon' ny TetezamitaFoko eto Madagasikara1912SiansaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraSombin-tantaraFitsipi-pitenenanaAntankaranaOhabolanaHaikyuMozikaTsy feteza-matyRavinalaKolontsainaAkohoZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaTobilehibeTolom-bahoaka tamin' ny 1947Faritra AnalamangaH1200FanahyAziaAriary(28353) ChrisnielsenRazana (finoana malagasy)Hannah Harper🡆 More