Kordistàna

Ny Kordistàna dia faritra ao Azia Andrefana, onenan' ny Korda sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia sy ao amin' ny tapany avaratr' i Iràka sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Iràna sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i Siria.

Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe Kordistàna, dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.

Kordistàna

Jereo koa

Lisitry ny firenena any Azia:

Fanjakana mbola misy olana:

Tags:

Azia AndrefanaIràkaIrànaKorda (vahoaka)SiriaTorkia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AdnanitaJean-Joseph RabeariveloFahaizana mamaky sy manoratraFanasan' ny TompoNorwegian Missionary SocietyHasinaZafimaniryEvanjelismaFanekem-pinoana atanazianaFiteny kantôneyVondrona EorôpeanaAnamalahoSiliaAzia Atsimo-AtsinananaNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraAndrianaZon' olombelonaZazavavindranoLoka NobelHolger StanislawskiAbdellatif FellainiDemôkrasiaFianakavianaGeorge PeppardBlaogyAkohoAntandroyFanalana faditraListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysIndôneziaSiriaRadama VoalohanyPaskaFahaleovantena16 DesambraFivavahan-drazana malagasy19741997EtazoniaFaritanin' AntsirananaFiteny malagasy1188Alan TuringRavalomanana MarcMerinaApôstôly roa ambin' ny foloKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaBibilavaJeôlôjiaFilôzôfiaBokin' ny GenesisyRavelonjanaharyFanekem-pinoanaHaifisaina sy hetsi-poFilazantsara araka an' i LiokaJoroEpifaniaKilalaoSamuel Ratany7 MartsaFiteny hebreoFaditraRanavalona IIWikimania🡆 More