Alatsinainy

Ny Alatsinainy dia andro voalohany amin' ny herinandro na andro faharoa raha manomboka amin' ny andro Alahady ny fanisana ny andro.

Ho an' ny Malagasy mandala ny nentin-drazana dia andro fahadimy izy raha manomboka amin' ny Alakamisy ny herinandro.

Fiavian' ny teny hoe Alatsinaniny

Ny teny malagasy hoe Alatsinainy na Latsinainy na Tinainy dia avy amin' ny teny arabo hoe الإثنين / al-ithnayn izay midika hoe "ny faharoa".

Ny andro Alatsinainy ao amin' ny kolontsaina malagasy

Laharan' ny Alatsinainy

Andro fahadimy tamin' ny Ntaolo, manao ny andro Alakamisy ho andro valohany, ny Alatsinainy.

Finoana momba ny andro Alatsinainy

Andro mafy sy mainty ny Alatsinainy: andro fandevenana, tsy isantaran-javatra. Fady ny mandefa tafika Alatsinainy, fa andro mahamafy ny ady sy ny fandravana. Tsy azo atao ny misanta-draharaha na manomboka asa amin' ny andro Alatsinainy. Ny zavatra hamafisina na amboarina amin' ny trano, na ny tokantrano, ny fihavanana, dia atao amin' ny Alatsinainy.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Alatsinainy Fiavian ny teny hoe AlatsinaninyAlatsinainy Ny andro ao amin ny kolontsaina malagasyAlatsinainy Jereo koaAlatsinainy Loharano sy fanamarihanaAlatsinainyAlahadyAlakamisyAndroHerinandroMalagasy (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Pôlitika eto MadagasikaraAdnanitaFilôzôfiaAnjely potrakaRSSFiteny malayZafimaniryBootzheimFitampohaGeorge PeppardRay aman-drenyTambintenyTsinyBokin' i JôsoaFiteny latinaAviavySôdômaRazana (finoana malagasy)MasikoroLoteranismaSodànaEuryceros prevostiiAsorotanyBaiboly amin' ny teny malagasyRepoblika MalagasyAfrika AndrefanaThéophile SeyrigVanin-tenyJesoa araka ny kristianismaAlakaraboVeliranoFanekem-pinoanaJAdijadyEpistily ho an' ny RômanaFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraAdy an-tranoSakramentan' ny filaharanaIslandyAmbositraThomas LamTetiandro malagasy11 AprilyJainismaElefantaVazimbaFaritra Atsimo-AndrefanaRepoblikan' i KôngôSikidy malagasyWikipediaFanjanahantanySamboHaifisaina sy hetsi-poFenoarivo AtsinananaGovernemantaAndriamangariraMpampitohy (fitsipiteny)FilistinaAndrokaZanahary (finoan-drazana malagasy)GanàTetiandro etiopianaSihanakaFifandraisan-davitraSaonjoPattaniAlahamadyMetodismaAfoIsaia (mpaminany)MohamadyBanto (vahoaka)Fivavahana eto MadagasikaraAbdônaAndron'ny TanyToetanin-jana-pehin-tany🡆 More