Alatsinainy

Ny Alatsinainy dia andro voalohany amin' ny herinandro na andro faharoa raha manomboka amin' ny andro Alahady ny fanisana ny andro.

Ho an' ny Malagasy mandala ny nentin-drazana dia andro fahadimy izy raha manomboka amin' ny Alakamisy ny herinandro.

Fiavian' ny teny hoe Alatsinaniny

Ny teny malagasy hoe Alatsinainy na Latsinainy na Tinainy dia avy amin' ny teny arabo hoe الإثنين / al-ithnayn izay midika hoe "ny faharoa".

Ny andro Alatsinainy ao amin' ny kolontsaina malagasy

Laharan' ny Alatsinainy

Andro fahadimy tamin' ny Ntaolo, manao ny andro Alakamisy ho andro valohany, ny Alatsinainy.

Finoana momba ny andro Alatsinainy

Andro mafy sy mainty ny Alatsinainy: andro fandevenana, tsy isantaran-javatra. Fady ny mandefa tafika Alatsinainy, fa andro mahamafy ny ady sy ny fandravana. Tsy azo atao ny misanta-draharaha na manomboka asa amin' ny andro Alatsinainy. Ny zavatra hamafisina na amboarina amin' ny trano, na ny tokantrano, ny fihavanana, dia atao amin' ny Alatsinainy.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Alatsinainy Fiavian ny teny hoe AlatsinaninyAlatsinainy Ny andro ao amin ny kolontsaina malagasyAlatsinainy Jereo koaAlatsinainy Loharano sy fanamarihanaAlatsinainyAlahadyAlakamisyAndroHerinandroMalagasy (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kharg (nosy)Jerosalema AndrefanaOnjan-dranoFahitalavitraTantaran' ny kristianismaSoavalyBretagne-d'ArmagnacFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraEzekielaFambolena21 MeyBaolina kitraSan Francisco1974Fanahin' ny vatana1190VoronaBetsileoKabary famangianaFloridaMatySodànaTantaraBirikyAsa AkiraRômaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Madagasikara zanatany frantsayPoaceaeFifohazana AnkaramalazaJiosyFisoronana sy fanalana vintanaRepoblika Demôkratika MalagasyBlaogyPôlitikaDanemarka800AbkaziaEtazoniaKabary am-panambadianaMerinaAzerbaijànaOperaHarin-karena faobeDidy FoloMasedônia AvaratraTetiandro malagasyPalmdale, Kalifornia16 JolayWikipedia amin'ny teny malagasyMalagasy (vahoaka)194210 AprilyHasina (zavamaniry)Fisaraham-pahefanaBatismaNosin'ny Paska1417153KalsiômaPersiaAlakamisy AnativatoTantaran' i MadagasikaraMatoantenyFiteny japôneyHajjiabad, HormozganQotbabadMusianMozilla FirefoxSeptambraKyivFrantsa🡆 More