Dajjal

Ny Dajjal na Al-Masih ad-Dajjal dia olona ratsy resahina ao amin' ny eskatôlôjia silamo izay hilaza ny tenany ho ilay Mesia nampanantenaina ary avy eo dia milaza ny tenany ho Andriamanitra, miseho alohan' ny andro fitsarana araka ny fitantarana eskôtôlojia silamo.

Atao hoe ٱلْمَسِيحُ ٱلدَّجَّالُ / al-Masīḥ ad-Dajjāl, izany hoe "Mesia mpamitaka" na "Mesia sandoka" izy amin' ny teny arabo. Ny teny hoe Dajjal dia tsy voatonona ao amin' ny Kor'any, fa voatonona sy voalaza ao amin' ny hadita. Mifandraika amin' ny Antikristy ao amin' ny kristianisma ny Dajjal izay voalaza fa hipoitra any Atsinanana, na dia miovaova aza ny toerana misy azy arakaraka ny loharanom-pahalalana samihafa.

Dajjal
An image from a Falname made in India around 1610-1630, depicts Isa fighting the Dajjal. Behind, the Mahdi with a veiled face. Sary natao tany India manodidina ny taona 1610-1630, mampiseho an' i Isa miady amin' ny Dajjal. Ao ambadika, ny Mahdi misaron-tava.

Ny Dajjal dia haka tahaka ny fahagagana nataon' i Jesoa, toy ny fanasitranana ny marary sy ny fananganana ny maty, ny farany dia natao tamin' ny fanampian' ny demony. Olona maro toy ny mpanenona sy ny mpanao ody ary ny zanaky ny fijangajangana no hofitahiny.

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (tokana)AntikristyEskatôlôjia silamoFiteny araboFitsarana faranyHaditaMesia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NizeriaGovernemanta1862Laharam-pehintanyAhidamboAndro faranyBôtsoanaMarovatoWikibolanaEmperora CixiJohannes GutenbergAndron'ny TanyRadama VoalohanyFiteny malagasyZazavavindranoFisoronana sy fanalana vintanaMohamady28 MartsaAlahamadySinemaMasoandroBibilavaFivavahana amin' ny razanaRonald ReaganFivavahana eto MadagasikaraAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaFitiavan-tanindrazanaRanavalona IIGidroFanahy (kolontsaina malagasy)Faribolana SandratraHaihayFoko folo veryHolger StanislawskiIsaia (mpaminany)Fokom-pirenen' i SimeônaMerinaPoopyFanekem-pinoana apôstôlikaFiarahamoninaArintany2012VaryTsinyPrôtestantisma eto MadagasikaraSaryAsombolaParisyRy Tanindrazanay malala ôNikôlà IIIParisFaritany eto MadagasikaraMaritranoGregor MendelNekô IIVoanihoVanin-tenyKabary famangianaAndriamangariraAlahasatyAfrika AfovoanyMpisolo (fitsipiteny)Fokom-pirenen' i AseraFiteny malayFibebahanaOram-panalaMasikoroSokajin-tenyMetodismaNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFiteny kazàka🡆 More