Sema

I Sema dia olona resahina ao amin' ny Baiboly.

Zanak' i Nôa (na Nôe) sady rahalahin' i Hama (na Kama) sy Jafeta izy. Izy no razamben' i Ebera razamben' i Abrahama. Niaraka tamin' i Nôa rainy mbamin' ireo rahalahiny sy ny vadiny ary ireo vadin-drahalahiny tao anaty sambofiara izy nandritra ny safodrano nandripaka ny zava-manana aina teto ambonin' ny tany.

Sema
I Sema sy i Hama ary i Jafeta, nataon'i James Tissot (1904)

Indray andro, taorian' ny safodrano, raha mamon-divay i Nôa dia nampitafy lamba azy mba tsy hahita ny fitanjahany i Sema sy Jafeta, fa i Hama kosa efa nijery ny fitanjahan-drainy taohan' izany. Rehefa nisava ny hamamoan' i Nôa dia notsofiny rano i Sema sy i Jafeta ho lasa ho tompon' i Kanaana zanak' i Hama fa i Kanaana kosa ho andevon' izy ireo.

Ny zanak' i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I Jesoa dia voaliza fa taranak' i Sema.

Avy amin' ny anaran' i Sema ny anaram-bondrom-piteny atao hoe semitika na ny anaran' ny vondrom-poko atao hoe Semita.

Jereo koa

Tags:

AbrahamaBaibolyEberaHamaJafetaNôaSafodranoSambofiaran'i Noa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Razana (finoana malagasy)Fanekem-pinoana apôstôlikaVolana (fotoana)Testamenta TalohaBokin' ny OhabolanaJohn DaltonAndrianaKabaryAdizaozaBetsileoTantaran' i EtazoniaAmontanaLe BouscatFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoRavelonjanaharyFirenena MikambanaIsraelySadoseoLahatra (finoana malagasy)Fitsarana faranyModesto, KaliforniaGaliaEpistily nosoratan' i JakôbaFotoanaPraiminisitra malagasyAmpongaFanandroanaJerosalemaKabary am-panambadianaBiôgrafiaLuciano SpallettiEtazoniaJean-Joseph RabeariveloLanitra (finoana)FitampohaTobim-pifohazanaBokin' ny SalamoMpampiankinaTovaloDidy FoloKainaAntesakaAntenimieram-pirenenaTerakaRoman PolanskiTodyTantaran'i MadagasikaraSolombavambahoakaPaiso (voany)SôlômônaApôkrifan' ny BaibolyGoaikaFijyFanandroana malagasyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)SinaLalitravietnamyTrombaKristianisma eto MadagasikaraAsabotsyHypertext Markup LanguageMeyWilliam III an'i AngleteraKiantenyQIT Madagascar MineralsGerd GanteförJapànaFanatontoloanaFahefana mpanatanterakaBetsimisarakaZanatenyFiteny tatara🡆 More