Landihazo

Ny landihazo na hasy dia tsiraka avy amin' ny zavamaniry izay mamono ny vihin' ny zavamaniry landihazo.

Izany tsiraka izany dia ovaina ho kofehy mba hanamboarana lamba. Ny landihazo no tsiraka voajanahary vokarina be indrindra eto ambonin' ny tany, indrindra any Sina sy any India. Hatramin' ny taonjato faha-19 dia ny landihazo no tsiraka fanaova-damba mitana ny laharana voalohany (marikitra ny 50 %n' ny vokatra ilaina maneran-tany).

Landihazo
Landihazo na hasy

Tags:

IndiaSina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Maaniany (vahoaka)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMediaWikiJeôlôjiaFikambanana Iraisam-Pirenen' ny FrankôfôniaMerina17 DesambraFitampohaKabaryPio VTorkmenistànaGoogleJesoaIslandyMasikoroVy Vato SakelikaMadagasikaraAterinetoFahaizana mamaky sy manoratraPattaniAnjara (finoana)ElefantaRadama VoalohanySômaliaVazimbaZavaboaryDemôkrasiaAbidy latinaKristianinaFoko folo veryRavalomanana MarcGeorges Andriamanantena1971Adolf HitlerVolana (fotoana)HaintanyHavatsa-UPEMRasoherinaBaskin-RobbinsFidangan' ny vidim-piainanaEjiptaLibànaBetsileoEvanjelismaBill ClintonPio IVMayotteRafi-pitantanam-piangonanaKilalaoFanambadianaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaLalàna1974Angatra (aretina)Jimmy WalesMatoantenyBaibolyPrôtestantismaFokom-pirenen' i LevyKôngô-BrazzavilleOmbyVoromailalaMpandrindra milinaKuroisoSiliaValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraStridônaPrôtestantisma eto MadagasikaraMpisolo toerana (fitsipiteny)Fiteny malagasyPentekôsta1862🡆 More