Vahoaka Senofô

Ny Senofô na Sienà, araka ny iantsoan' izy ireo ny tenany, na Senefô, Sene, Sienambele na Bamana, dia vahoaka ao Afrika Andrefana izay ahitana zana-bondrom-poko telopolo eo ho eo, mitsinjara ao Maly (ao atsimo, indrindra ao amin' ny faritr' i Sikasso), ao Borkina Fasô sy Kôtidivoara (any avaratra) izay misy an' i Korhogo foiben' izy ireo.

Miisa 2 200 000 ny Senofô ao Maly, 305 800 ny ao Borkina Fasô ary 2 400 000 ny ao Kôtidivoara. Miteny amin' ny fiteny senofô izy ireo.

Vahoaka Senofô
Vehivavy senofô

Ny fiaraha-monina senofô dia mbola anjakan' ny tantsaha, izay samy misahana fambolena voly fihinana (ampembambazaha, katsaka, vary, tapetaka) sy ny voly fivarotra (voanjo, landihazo).

Tags:

Afrika AndrefanaBorkina FasôFiteny senofôKôtidivoaraMalỳSikasso

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lisitry ny gazety ao MadagasikaraMichiganZlatan IbrahimovićPete RoseVendéeVirijiny (antokon-kintana)Baiboly amin' ny teny malagasyTantaraFamoronana (finoana sy fedrà)Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFilôzôfiaFitampohaKalimantana AndrefanaEtona voajanaharyHaditaKatowiceTetiandro malagasyAllemant, MarneSiddhartha GautamaVanin-tenyQueenKarim BenzemaUsain BoltFanjakan' ImerinaFivavahan-drazana malagasyFriant, KaliforniaHasina (zavamaniry)Josip SkoblarMediaWikiKatsakaAmbohimangaJodasy IskariôtaPrattville, AlabamaBoky fahatelon' i HenôkaFanekena VaovaoFanasan-tongotra (fivavahana)AterinetoAlexander HamiltonValladolidJúlio César BaptistaMananasy (kaominina)Epistily voalohany ho an' ny KôrintianaFirenenaIndôsinaIsraelyAntiliaFaritry ny Farihy Lehibe (Afrika)Tetiandro hebreoOhabolanaWayback MachineFilazantsaran' i JodasyBaianópolisHoratio Herbert KitchenerFabio CannavaroGuelphGugnécourtSahih MuslimSiramamyFiteny japôneyAmerika AvaratraAntiziônisma1937485Alexandre Ier de RussiePiVintana (finoan-drazana malagasy)SaryLoza folo tao EgiptaJoshua SchachterEugene, OregonCurrent events🡆 More