Indôsina

I Indôsina dia faritra eto amin' izao tontolo izao, izay tsy iza fa ny sakanosy eo anelanelan' i India sy i Sina, izay mahafaoka an' i Birmania (na Mianmara), i Tailandy, ny saikanosy Malacca, i Kambôdia, i Laôsy ary i Vietnamy.

Raha afintina ny hevir' io teny io dia tsy manondro afa-tsy i Kambôdia, i Laôsy ary i Vietnamy, izay nantsoina hoe "Indôsina frantsay" teo anelanelan' ny taona 1893 sy 1954. Ny hoe "Indosina britanika" koa dia nampiasaina hanondroana an' i Birmania tamin' ny vanimpotoan' ny fanjanahan-tany. Ny helodranon' i Bengaly sy ny ranomasin' i Andamàna ary ny andilan-dranomasin' i Malacca ao andrefana, ary ny tapany atsimon' ny ranomasin' i Sina no manodidina an' i Indôsina. Amin' ny heviny mivelatra kokoa dia manondro ny faritra an-taniben' i Azia Atsimo-Atsinanana, ny tapany atsimo amin' i Sina ary ny tapany atsinanana amin' ny zana-kôntinenta indiana ny hoe "Indôsina".

Indôsina
I Indôsina

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

Azia Atsimo-AtsinananaBirmaniaIndiaKambôdiaLaôsyMalaccaMianmaraSinaTailandyVietnamyZana-kôntinenta indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

John DaltonNikôtininaEtazoniaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyLanitra (finoana)Radama IIDagestànaBaiboly amin' ny teny malagasyMpampitohy tenyBetsileoNôvambraDarryl StarbirdFaritra ItasyTantaraMpampiankinaKristianisma eto MadagasikaraGeorges AndriamanantenaTsirintenyRamevaZambia2012MeyTantaran' ny kristianismaFifohazana FarihimenaZahaFanjakan' AndriamanitraHabakokaISO 4217Main PageVolanaTsirinteny sara-droaTestamenta Vaovao2006Fiteny taỳRaozyDmitri MedvedevFitsarana faranyMassachusettsHasinaAterinetoAlemainaFamonjenaPaositra MalagasyTambintenyKor'anyAlarobiaBokin' ny mpaminany (Baiboly)31 MartsaConstantin StanislavskiÔseaniaTantaran' i EtazoniaFiarakodiaJesoavietnamyTerakaFanekem-pinoana apôstôlikaIràkaAnaranaKanaana (faritra)w97csFiteny tataraHavatsa-UPEMRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Anaran'ny mponinaFivavahana eto MadagasikaraTsinyAngleteraWikipediaSikidy malagasyFirenenaBrexitTobim-pifohazanaEveka🡆 More