Ampembambazaha

Ny ampembambazaha dia karazana zavamaniry maromaro amin' ny fianakaviana Poaceae (ahitra).

Ireo dia voamadinika, misy voa kely dia kely, maniry indrindra any amin' ny faritra manana toetrandro maina, indrindra any Afrika sy any Azia.

Ampembambazaha
Ampembambazaha

Tsy mitaky fikarakarana be sy mahatanty ny toetriny tany kokoa noho ny ampemba mahazatra, ireo karazana ampemba ireo dia mety tsara amin' ny faritra manana toetany antonony na mafana sy maina izay tsy misy orana afa-tsy amin' ny fotoana fohy.

Ampembambazaha
Sorghum halepense

Ny atao amin' ny teny malagasy hoe ampembambazaha na ampembibazaha dia ilay mitondra anarana ara-tsansa hoe Sorghum halepense.

Tags:

AfrikaAziaPoaceaeVoamadinika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoana nikeanaFiteny kômôrianaFamoranaAsombolaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFihafanan'ny tanyFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)Tamil NaduZanamalataMetafizikaAndrianampoinimerinaFifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2023Fifandraisan-davitraAntankaranaSeleriaTaioànaOkrainaFomban-drazanaWordPressPyotr Ilyich Tchaikovsky640PoopyEmpira RosianaPaoly (apôstôly)Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)VolafotsyBrezilaTetiandro hebreoTapetaka1200MaorisyAdijadyZavakantoBlaogyVoanembaMozikaKabary tera-bao1928FitiavanaFanatitraAdaoroBaranjelyItaliaKôsta RikaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara1510RasoherinaAndriamasinavalonaTamotamoEtazonia1202Roald AmundsenGangela (vahoaka)JonoJona1600Calendario ebreoFanambaràna ny hevitry ny nofy1991Uthman ibn AffanSakamalaoBob Khanna1946🡆 More