Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.
Końskowola | |
Firenena : | Polona |
Voïvodie : | Voïvodie an'i Lublin |
Mponina : | 2,188 (2004) |
Velaran-tany : | 9,81 km² |
Faritra internet : | lub.pl |
Laharan-tarobia : | +48 81 |
Ben'ny tanàna : | Ewa Gruza |
Refy Jeografika : | 51° 25′ N 22° 03′ E |
Seranam-piaramanidina akaiky indrindra: | Seranam-piaramanidin'i Okecie |
Tranonkalan'ny tanànan'i Końskowola |
Tanàna ao atsimo atsinanan'i Polona i Końskowola (AFA : [kɔɲskɔ'vɔla]), eo anelanelan'i Pulawy sy Kurów tandrifin'ny renirano Kurówka. Misy mponina manodidina ny 2,188 ny tanàna (fanisana 2004).
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Końskowola, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.