Tarehin-Tsoratra Latina

Ny tarehin-tsoratra latina na dia tarehin-tsoratra avy amin' ny abidy latina.

Litera ao amin' ny tarehin-tsoratra latina, ohatra, no mamorona ny abidy malagasy amin' izao fotoana izao. Mampiasa ireo tarehin-tsoratra ireo hamoronany ny abidiny ny fiteniny ny ao Eorôpa Andrefana sy Eorôpa Avaratra ary Eorôpa Afovoany. Mampiasa azy koa ireo firenena ivelan' i Eorôpa indrindra ireo firenena nozanahin' ny Eorôpeana, anisan' izany ny ao Amerika Avaratra sy Atsimo sy ny aty Afrika ary ny ao Ôseania. Ireto avy ny litera fototra ao amin' ny vondron-tarehin-tsoratra latina amin' ny endriny soramadinika: a - b - c - d - e - f - g - h - i - j - k - l - m - n - o - p - q - r - s - t - u - v - w - x - y - z. Tamin' ny taona 2002 dia ny 39 %n' ny mponina maneran-tany no mampiasa ny tarehin-tsoratra latina .

Jereo koa

Loharano

Tags:

Abidy latinaAbidy malagasyAfrikaAmerika AtsimoAmerika AvaratraEorôpaEorôpa AfovoanyEorôpa AndrefanaEorôpa AvaratraÔseania

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)AsombolaSiliaAntemoroKolontsaina malagasyDrônaTontolo iainanaKabary tera-bao20 SeptambraBolokyEpistily ho an' ny RômanaRavelonjanaharySokajin-tenySamuel RatanyAkohoFanambaràna ny hevitry ny nofyNorwegian Missionary SocietyAngatra (aretina)MarovatoFanahy MasinaAngovo azo havaozinaSôdôma sy GômôraLiberiaFifandraisan-davitraParakyAndrianampoinimerinaFady (malagasy)FamoranaFaritra AnosyFaribolana SandratraNekao IIVyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFahotanaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFilazam-potoana (fitsipiteny)ArintanyMpampiankina fehezankevitraSan FranciscoSakafo malagasyLionaFaritra Atsimo-AtsinananaFiteny pôlôneyFifohazana (kristianisma malagasy)Foko eto MadagasikaraLalànaDavida (mpanjaka)Fenoarivo AtsinananaRainay any an-danitraVy Vato SakelikaBibilavaLiga araboPeteraAntiôkiaThéophile SeyrigPaul CézanneTerakaFiteny indônezianaElefantaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyAsorotanyMohamadyFitampohaFiteny hebreoAdy Lehibe VoalohanyToetanin-jana-pehin-tany🡆 More