Azia Afovoany

I Azia Afovoany dia faritra afovoan' ny kôntinenta aziatika izay mivelatra manodidina ny ranomasina Kaspiana, ny ranomasin' i Araly ary ny farihy Balkhach.

Ny firenena izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia ireo firenena aziatika dimy izay manana anarana mifarana amin' ny -stan (Kazakstana, Ozbekistàna, Tajikistàna, Torkmenistana, Kirgizistana). Raha atambatra ireo firenena dimy ireo dia miisa eo amin' ny 61,5 tapitrisa ny mponina ary 4 tapitrisa km2 ny velarantany.

Azia Afovoany
Azia Afovoany
Azia afovoany
Azia Afovoany

Ny Repoblika Sôsialista Sôvietika ireo firenen' ny Azia Afovoany ireo talohan' ny taona 1991: i Kazakstàna (16 tapitrisa mponina tamin' ny 2009), i Kirgizistàna (5,5 tapitrisa), i Tajikistàna (7,3 tapitrisa), ary i Ozbekistana (27,6 tapitrisa). Anisan' ny toerana izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia i Afganistana, Avaratr' i Irana, Kasimiria, Pakistana avaratra, Môngôlia ary tsindraindray koa Xinjiang ary Tibeta any Sina andrefana miaraka amin' ny faritra atsimon' i Siberia.

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

KazakstànaKirgizistanaOzbekistànaRanomasin'i AralyRanomasina KaspianaTajikistanaTorkmenistana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1866ÔfitaDesambraFifohazana AnkaramalazaFanonganam-panjakanaFanandroanaJames Dewey WatsonPôlitika eto MadagasikaraIreneo avy any LogdanomaHijraWFiteny malayFangitra ara-jeografiaFaritra SofiaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôVazimbaFitenim-paritra malagasyPentateokaFiteny estônianaFSoedaFanahy Masina (kristianisma)São PauloTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaFanalan-jaza1 JonaArkônta (gnôstisisma)EorôpaVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)FilôzôfiaMartioraHerinaratraThomas BevanFaritra BoenyTeam Fortress 22007BolokyParakyEsôterismaSilamoRepoblika Demôkratikan' i KôngôAdy MangatsiakaSoratra MasinaIndôneziaFiteny malaiô-pôlineziana andrefanaBatisma30 St Mary AxeZafimaniryJohn RussellTalata1994Baiboly katôlikaKiwixBridgette KerkoveMpampiankinaTranonkalaFitsipiteny malagasySalavantanin' i GazaBodo (mpihira)Zanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFiarahamoninaSimôna avy any KirenaDumboPaiso (voany)Ranomasimbe PasifikaNormandiaWayback MachineRainilaiarivonyNEbrahim HatamikiaApôkrifan' i JakôbaWikibolana🡆 More