Fanalan-Jaza

Amin’ny biby mampinono, ny fanalan-jaza dia ny fifaranana ny fitondram-bohoka alohan’ny fiterahan’ny zazakely.

Afaka tonga ho azy ny fanalan-jaza, matetia noho ny zavatra tsy nety tao amin’ny fitondrana vohoka. Rehefa itranga izany, dia atao hoe afa-jaza. Ny olombelona dia afaka mamarana ihany koa ny fitondrana vohoka alohan’ny fiterahana. Ny firenena dia samy manana ny lalàny mikasika ny fanalan-jaza. Rehefa tsy azo atao ny fanalan-jaza dia maro ireo faninganana izay ahafahana manao izany : firaisana amin’olom-pady, fanolanana, kilema amin’ny zaza hoteraka na fitondram-bohoka mety hampidi-doza an’ny reniny.

Jereo koa

  • Fitondram-bohoka
Fanalan-Jaza 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Olombelona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Abdellatif FellainiKolontsaina malagasyKristianisma eto MadagasikaraCharles XIV John an'i Soeda1937Kor'anyGaldakaoCharles Dietz1896JapanaSomeraBob FosseEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Pete RoseAraripeFrantsaFanekem-pinoanaIndôsina11 AprilyWilliam III an'i AngleteraTuriúbaAl-Muwatta1525Fitiavan-tanindrazanaAogostino avy any HipônaFanambadianaMontaubanFanjakan' i MenabeFizahàn-tanySahih MuslimBogotáMerinaPalestinaAndrea FrezzaJavaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFiteny anglisyAntom-pisian'ny olonaGregor MendelAngatra (aretina)MokubiloIràkaAmerika AvaratraEsenianaMuslim b. al-HajjajTetiandro malagasyEjipta tamin'ny Andro TalohaLisitry ny zavatra madinidinika 28001-29000Jesoa araka ny silamoCasino17 MartsaFamoranaAdaoroSunan al-DaraqutniJiosyNikaragoaKleôpatra VIISampy (malagasy)Java AfovoanyGamal Abdel NasserRadama VoalohanyJeanne d'ArcBokin' ny SalamoOmbyRené GoscinnyMcCall, IdahoAntemoroNashtifanFilazantsaran' i JodasyVolamena🡆 More