Fanalan-Jaza

Amin’ny biby mampinono, ny fanalan-jaza dia ny fifaranana ny fitondram-bohoka alohan’ny fiterahan’ny zazakely.

Afaka tonga ho azy ny fanalan-jaza, matetia noho ny zavatra tsy nety tao amin’ny fitondrana vohoka. Rehefa itranga izany, dia atao hoe afa-jaza. Ny olombelona dia afaka mamarana ihany koa ny fitondrana vohoka alohan’ny fiterahana. Ny firenena dia samy manana ny lalàny mikasika ny fanalan-jaza. Rehefa tsy azo atao ny fanalan-jaza dia maro ireo faninganana izay ahafahana manao izany : firaisana amin’olom-pady, fanolanana, kilema amin’ny zaza hoteraka na fitondram-bohoka mety hampidi-doza an’ny reniny.

Jereo koa

  • Fitondram-bohoka
Fanalan-Jaza 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Olombelona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TokyoEndrika araka anjara asaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaJodaismaFiainana aorian' ny fahafatesanaJeôgrafian' i MadagasikaraGeorges AndriamanantenaBoky voalohan' ny MakabeoFianarantsoaBaibolyInjenieriaFamoranaFiteny kôreaninaBatisaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraEvanjely miafin' i JoanyFanambaràna ny hevitry ny nofyAndevo (teto Madagasikara)ForyAlakaraboTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaBordeauxAbidy araboVondrom-bokin' i Nag HammadiNizeriaGoogleRah-CkikyFiteny tatara krimeanaFifohazana (kristianisma malagasy)SilamoLisitry ny filohan' i MadagasikaraAbidyBaiboly amin' ny teny malagasyReniranoFrantsaDidy FoloLahatra (finoana malagasy)WuhanApôkrifan' ny Testamenta VaovaoFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraSakarahaRosiaNjakatianaTwitterFanekem-pinoanaTanzaniaRafitra fitantanana votoatinyAndriamasinavalonaTanalaFanagasianaBootjack, KaliforniaMpiandry tsaraWikipediaSun Yat-senRioKantoFiteny javaneyEzekielaSihanakaFaritra AnalamangaJean-Joseph RabeariveloTom KilburnFiangonana Loterana MalagasyFanandevozanaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraAlahamadibeFaritra Diana🡆 More