Tanàn-Dehibe

Ny tanàn-dehibe dia tanàna onenan' olona maro ary efa ary voatra (ahitana lala-migodàna, trano lehibe, kianja malalaka, sns).

Araka ny Firenena Mikambana, ny tanàn-dehibe dia velarana be olona mipetraka (tokony latsaky ny roanjato metatra ny halaviran' ny trano roa farafahabetsany), izay ahitana ny varotra, ny indostria, ny fianarana, ny pôlitika, ny kolontsaina... Milaza ihany koa ny FM tamin' ny taona 2008 fa maherin' ny 50 %n' ny olombelona no miaina any ambonivohitra.

Tanàn-Dehibe
Tanànan' Antananarivo, izay tanàn-dehibe lehibe indrindra eto Madagasikara ary anisan' ny lehibe indrindra aty Afrika Atsinanana.
Tanàn-Dehibe
Tanànan' i New York, tanàn-dehibe lehibe indrindra ao Etazonia ary anisan' ny lehibe indrindra eto amin' izao tontolo izao
Tanàn-Dehibe
Tanànan' i Tampere (Finlandy)

Jereo koa

Tags:

Firenena MikambanaIndostriaKolontsainaOlombelonaPolitikaTranoVarotra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Volahavana GermaineFiteny latinaTetiandro litorjika kristianaGidroFrank ZappaRonald ReaganZazavavindranoOndryBob KhannaAdaoroCurrent eventsZafimaniryNikôlà IIIBanto (vahoaka)Fanahy (kolontsaina malagasy)Apôkalipsin' i JoanyTsirinteny sara-droaFiteny kantôneyWikibolanaTendrombohitraKatroMpampitohy (fitsipiteny)Wiki FoundationHasidismaRasoherinaLalànaTontolo iainanaBenoà XVVy Vato SakelikaJesoa araka ny kristianismaMpampiankinaFenoarivo AtsinananaJoro16 DesambraMpisolo tena (fitsipiteny)Fivavahana amin' ny razanaFivavahan-drazana malagasyKabary am-panambadianaMpisolo manontanyAzia Atsimo-AtsinananaMalagasy (vahoaka)TambintenyEmpira BizantinaFirenena MikambanaBokin' i IsaiaHagaraPhoenix, ArizonaFahafatesanaRSSFrantsayFokom-pirenen' i RobenaAndriamasinavalonaAAntanosyTetiandro etiopianaAlahamadySambatraPaul CézanneFehezantenyTantaran' i EtazoniaVoanihoRavelonjanaharyZairaHiragasyAnamalaho🡆 More