I Niamey no renivohitr' i Nizera, eo amin' ny ony Niger any amin' ny farany andrefan' ilay firenena.
Nisy mponina 1 802 910 ity tanàna ity tamin' ny taona 2018, ka izy no tanàna be mponina indrindra ao amin' ity firenen' i Afrika Andrefana ity. Manana kaominina dimy ilay tanàna izay mikambana ho vondron-tanàn-dehibe antsoina hoe Communauté Urbaine de Niamey (CUN) izay tafiditra ao amin' ny faritr' i Tillabéri.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Niamey, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.