Fiteny Ao Borondy

Ny fiteny ao Borondy dia ahitana ny fiteny kirondy, ny fiteny frantsay, ny fiteny soahily, ny fiteny anglisy ary fiteny maro hafa.

Ny fiteny ôfisialin' i Borondy dia ny fiteny kirondy sy ny fiteny frantsay. Latsaky ny 10 %n’ ny mponina no miteny frantsay, dia ireo avara-pianarana ao Borondy eny an-tanàn-dehibe. Ny fiteny soahily dia fitenim-pampianarana manampy ny fiteny frantsay sy ny fiteny kirondy na dia tsy isan' ny fiteny ôfisialin' i Borondy aza izy. Ny fiteny soahily dia tenenin' ny mpanao raharaham-barotra eny an-tanàn-dehibe. Tamin' ny volana Aogositra 2014 dia nolanin' ny Antenimieram-pirenena borondey fa hatao fiteny ôfisialy fahatelo ny fiteny anglisy, nefa mbola tsy nataon' ny filoham-pirenena sonia ny lalàna momba izany.

Jereo koa

Tags:

BorondyFiteny anglisyFiteny frantsayFiteny kirondyFiteny soahily

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Hansel et GretelPistisy SôfiaHaifisaina sy hetsi-poAsombolaSeiselyDokuWikiCarl Gustav Jung1899Hossein SadaghianiRainay any an-danitraSinaFiteny soedoàRepoblika Demokratika MalagasyRanomasina MaintyHendersonville, TennesseeNorman BorlaugFanambadiana1629GabônaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Sôfia (gnôstisisma)SabelioVoronaFitenim-paritra malagasyBootjack, KaliforniaTetiandroBokin' ny SalamoFasismaJoroKroazadaAnsel AdamsAndrianaSoratraAndriamasinavalonaFandraisanaMahmoud TaleghaniTaratasin' i Lentolosy1 JonaRenivintana30 St Mary AxeFanahy Masina (kristianisma)Fiteny aostrônezianaZafy AlbertZanatsoratraAlbaniaFiteny finoàTendrontanyFiteny masikoroKanônan' ny BaibolyAmerika AvaratraVintanaAterineto1885Fanalan-jazaFiteny neerlandeyVintana (finoan-drazana malagasy)Vanim-potoana kristianaZorofirarazanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaBaiboly amin' ny teny malagasyAndriamanitra RayBokin' i JôbaBodo (mpihira)ZafimaniryFivavahan-drazana malagasyMasikoroFiteny antesakaBaiboly prôtestantaAdimizanaNosy KanariaVyAlakaosy🡆 More