Ririnina

Ny ririnina no fizaran-taona manaraka ny fararano, izay vanim-potoana mangatsiaka; fohy ny andro fa ny alina no lava.

Rako-drahona matetika ny andro ririnina ka tsy ampy ny hazavana sy ny hafanana azo avy amin' ny masoandro. Ianjadian' ny fanala ny hazo ka mihintsan-dravina. Milevina ireo biby mpilevina ririnina.

Amin' ireo faritra misy fizaran-taona efatra dia ny fararano no eo alohany fa ny lohataona no manarakaraka azy. Izy no fizaran-taona farany.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin' ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Desambra sy Janoary ary Febroary ny ririnina fa ao amin' ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Jona sy Jolay ary Aogositra io fizaran-taona io.

Jereo koa

Tags:

BibyFanalaFararanoFizaran-taonaMasoandroRahona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraFokom-pirenen' i IsakaraFiteny kantôneyRay aman-drenyTetiandro malagasyAngovo azo havaozinaJodaismaDidy FoloBokyVeliranoFamoranaRy Tanindrazanay malala ôAndriamanitra (tokana)KilalaoSaolyGeorges AndriamanantenaAlarobiaRainisoalamboRatsiraka DidierFiompianaBokin' i JôsoaTantaran' i MadagasikaraMerinaNekô IIFaritany eto MadagasikaraAlikaFanatontoloanaGuangdongKôngô-BrazzavilleFaritra AnosyJimmy WalesSoavalyVolana (fotoana)Emperora CixiSamsônaAntiôkiaGidroFiteny hebreoMarc RavalomananaRafi-pitantanam-piangonanaFahagaganaAndriamangariraFoko folo veryJoroJainismaFahefana Avon' ny TetezamitaRepoblika Demôkratikan' i KôngôTamotamoTantaran' i EtazoniaFanjakana MitambatraAngatra (aretina)Loka NobelSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaPio IVMohamadyFanekem-pinoana apôstôlikaDavida (mpanjaka)Faritra Atsimo-AtsinananaOsyFiteny jeôrjianaRepoblika Demokratika MalagasyVoatabiaMeksikaBob KhannaJôsia (mpanjakan' i Jodà)Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i Madagasikara7 MartsaAmbohimangaTanyRaki-pahalalanaFokom-pirenen' i SimeônaEjiptaAndriamasinavalona🡆 More