>— metropolitan city —
Coordinates Endrika:If both Country India Territory Delhi Lt. Governor Tejendra Khanna Chief Minister Sheila Dikshit Mayor Kanwar Sain Legislature (seats) Unicameral (70) Population
• Density
• Metro
13 782 976 ([[
|2nd]]) (2001[update])
• 11,463/km2 (29,689/sq mi)
• 15,9 million (2007[update])
Official languages English, Hindi, Urdu, Punjabi, Bengali Time zone IST (UTC+05:30) Area
• Elevation
1,484 square kilometres (573 sq mi) ([[
|2nd]])
• 239 metres (784 ft)
• Pincode | • 110 xxx |
• Telephone | • +011 |
• UN/LOCODE | • INDEL |
• Vehicle | • DL-xx |
Website delhigovt.nic.in
Delhi, (fiteny hindi : दिल्ली, fiteny urdu دہلی na دلّی, punjabi ਦਿੱਲੀ) dia anisan'ny faritany fiton'ny vondrona Indianina, manana anarany ofisialy National Capital Territory of Delhi (Faritanin-drenivohitr'i Delhi). Ny tanànan'i Delhi dia tanàna ngeza indrindra any India ao aorian'i Mumbai : 13 tapitrisa ny isam-ponina tamin'n census tamin'ny 2001 ary mety 22,5 tapitrisa any ho any ny isam-poniny amin'izao fotoana izao. Araka ny fanovan'ny lalampanorenana natao tamin'ny 1991, Manana ny assemblée legislative Delhi fa voafetra ny fahefany.
|
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Delhi, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.